Madatopinfo

 Flash Info

Santé & Sociales

GTPS: Teny Andrainarivo no nikaon-doha ireo mpikatroka eo anivon’ny Fiahiana ara-tsosialy

    GTPS: Teny Andrainarivo no nikaon-doha ireo mpikatroka eo anivon’ny Fiahiana ara-tsosialy

Raha efa tamin’ny taona 2016 no niforona teto Madagasikara ny fivondronan’ireo mpiantsehatra eo amin’ny fiahiana ara-tsosialy na ny GTPS (Groupe Thématique de la Protection Sociale), hamafisina indray izany ankehitriny tamin’ny

Lire l'article

PSIKOLOGY ETO MADAGASIKARA: Niakatra 20 isan-jato ireo mpitsidika ny tranokala

    PSIKOLOGY ETO MADAGASIKARA: Niakatra 20 isan-jato ireo mpitsidika ny tranokala

Tsy fahitan-tory, fahasemporana, tsy fifantohana, ireo no isan’ny voka-dratsy ara-batana ateraky ny fitaintainana na ny tebiteby. Izany indrindra no nahatonga ny Holatry ny psikology eto Madagasikara nisafidy io lohahevitra io ary

Lire l'article

MINSANP: Hetsika niavaka no nanamarihana ofisialy ny andro manerantany ho an’ny fahasalamana

    MINSANP: Hetsika niavaka no nanamarihana ofisialy ny andro manerantany ho an’ny fahasalamana

Zo fototra ho an’ny olombelona ny fahasalamana no sady antoky ny fampandrosoana. Velirano fahadimy Filoham-pirenena ihany koa ny fahasalamana ho an’ny rehetra, tsy hanavahana sokajin-taona ary tafiditra anaty politika ankapobeny

Lire l'article

TETIKASA MITEHAFA: Faritra sivy eto Madagasikara no niasana nandritra ny herintaona sy tapany

    TETIKASA MITEHAFA: Faritra sivy eto Madagasikara no niasana nandritra ny herintaona sy tapany

Miaro tena aho, ho fiarovako ny hafa. Notanterahana nandritra ny 18 volana ny tetikasa MITEHAFA izay niarahan’ny ONG Humanité & Inclusion sy ny Douleurs Sans Frontières ary ny SOS Villages

Lire l'article

FIKAMBANANA RENY SY NY ANKIZY : Niavaka ny fanamarihany ny 8 martsa teny Andranonahoatra Itaosy

  FIKAMBANANA RENY SY NY ANKIZY : Niavaka ny fanamarihany ny 8 martsa teny Andranonahoatra Itaosy

Andry iankinan’ny fikarakarana ao an-tokantrano amin’ny ankapobeny ny renim-pianakaviana, maro ny adidy aman’andraikitra sahaniny eo anivon’ny ankohonany sy ny fiaraha-monina

Lire l'article

AFHAM: Hampivelatra ny seha-piharian’ny mpikambana ao aminy

  AFHAM: Hampivelatra ny seha-piharian’ny mpikambana ao aminy

Amin’ny maha andro iraisampirenena ho an’ny zon’ny vehivavy ny 8 martsa, nanamarika izany fotoana izany AFHAM ( Association des Femmes

Lire l'article

HI MADAGASCAR: Mila sorohana dieny izao ny ady amin’ny tsy fanjarian-tsakafo izay mitarika fahasembanana

  HI MADAGASCAR: Mila sorohana dieny izao ny ady amin’ny tsy fanjarian-tsakafo izay mitarika fahasembanana

Ny datin’ny 20 desambra no hanamarihana ny andro iraisampirenena ho an’ny firaisankinan’ny olombelona. Raha ho an’ny Humanité & Inclusion, teny

Lire l'article

ECPAT FRANCE MADAGASCAR: Nomarihana tamin’ny hetsika miavaka ny Andro iraisampirenena ho an’ny zon’ny ankizy

  ECPAT FRANCE MADAGASCAR: Nomarihana tamin’ny hetsika miavaka ny Andro iraisampirenena ho an’ny zon’ny ankizy

« Ny feonay ankizy ho an’ny zonay », io no teny faneva nankalazana ny Andro iraisampirenena ho an’ny zon’ny ankizy izay notanterahana

Lire l'article

KAOMININA AMPITATAFIKA: Fako manodidina ny 7 taonina isan’andro no ahodina ho lasa zezika

  KAOMININA AMPITATAFIKA:  Fako manodidina ny 7 taonina isan’andro no ahodina ho lasa zezika

Hisorohana ny fitobahan’ny fako eny rehetra eny ka mahatonga ny fahalotoan’ny tontolo iainana mitarika tsy fahasalamana, nanapa-kevitra ny Kaominina Ampitatafika

Lire l'article

FIARAHA-MIASAN’NY VVA SY GFSA: Ambohimanambola no toerana hisitraka ny tetikasa fanodinana fako ho lasa zezika

  FIARAHA-MIASAN’NY VVA SY GFSA: Ambohimanambola no toerana hisitraka ny tetikasa fanodinana fako ho lasa zezika

Tsy voatanisa ireo voka-dratsy ateraky ny fiparitahan’ny fako eny rehetra eny tahaka ny fahalotoan’ny tontolo iainana, aretina isan-karazany. Raha ny

Lire l'article
avril 2024
L M M J V S D
1234567
891011121314
15161718192021
22232425262728
2930