Mitontongana ny tontolon’ny fanatanjahantena eto Afrika. Raha ho an’i Madagasikara manokana, maro ny mpampianatra taranja EPS (Education Physique et Sportive) no tsy manana mari-pahaizana mikasika izany, eo koa ny tsy
Sportives & Culturelles

Velirano laharana fahadimy an’ny Kaominina Antananarivo renivohitra (CUA) ny fametrahana ny toerana ho an’ny tanora ahafahana mampiroborobo ny fanatanjahantena. Ho fanatrarana izany dia misy ny fiaraha-miasa eo amin’ny Fondation Axian

Maro tokoa ny tanora no liana amin’ny tontolon’ny fanatanjahantena eto Madagasikara. Isan’ny sakana ho azy ireny anefa ny tsy fananana traikefa noho ny tsy fahampiana na koa tsy fisian’ny fiofanana

« Raha ny tsiliontsofina, hatsangan’ny tomponandraikitra tsy ho ela ny vaomiera misahana ny karatry ny mpanao gazety matianina. » Io no fampitam-baovao avy amin’i Soava Andriamarotafika, lohandohan’ny mpisorona namondrona ireo mpanao

Quatrième pouvoir ! Des informations officieuses circulent à Tsiadana, ce Samedi 12 Décembre. Une vision de confédération des journalistes Malagasy

Tontosa ny talata 10 Novambra teny amin’ny amin’ny Lapan’ny Tanàna Analakely ny fifanaraham-piaraha-miasa teo amin’ny Fondation Axian sy ny Kaominina

Aman-taonany maro izay no tsy nisian’ny hetsika goavana tany amin’iny tananan’Ambila Lemaitso iny. Amin’ity volana Oktobra ity dia hamelona ny

Le confinement n’a pas réussi a freiner la promotion de la culture. Malgré la situation actuelle, la fête de la