6Tombanana ny 134 amin’ireo fokontany 192 mandrafitra ny Kaominina Antananarivo Renivohitra (CUA) no miaina any amin’ireny toeram-ponenana tsizarizary ireny raha ny tatitra voaray. Raha ny fenitra voalazan’ny UN Habitat mantsy,
Politiques & économiques

Tantsoroka ! Io no fitim-baovao ny ho fiaraha-miasan’ny CENI sy ny haino vaky jery tsy ankanavaka ho amin’ity zotram-pifidianana diavina ity, indrindra amin’ny fanavaozana tanteraka ny lisitry ny mpifidy. Fehin-kevitra

Manan-danja goavana eo amin’ny fisitrahan’ny olompirenena ny zony ny fisoratana anarana mandritra ny fanavaozana tanteraka ny lisitry ny mpifidy. Ny sabotsy 1 oktobra lasa teo no nisokatra tamin’ny fomba ofisialy

Septembre 2021. Telle est la date de l’engagement de Madagascar à mettre en œuvre cette initiative pour la transparence des

Manoloana ny rivotra mitsoka eto amin’ny firenena amin’izao fotoana izao, nanatanteraka fanambarana tamin’ny alalan’ny valan-dresaka ho an’ny mpanao gazety teny