Amin’ny maha fetin’ny Foloalindahy malagasy sy fanamarinana ny niverenan’ny fahaleovantena izay hankalazain’ny vahoaka malagasy isaky ny 26 Jona, olo-manan-kaja maro no nanome voninahitra ny lanonana teny Mahamasina. Isan’ny nanatrika izany
Archive
La troisième édition du plus grand salon d’emploi du numérique à Madagascar, Zah@Geek, organisé par Orange Madagascar avec le soutien de Huawei, se tiendra les 21 et 22 juin 2024
Araka ny Didim-panjakana navoakan’ny Ministeran’ny Asa, ny Fampananan’Asa ary ny Asam-panjakana ny 11 Jona 2024, izay manambara fa andro tsy hiasa nefa andraisan-karama manerana ny tanin’ny Repoblikan’i Madagasikara ny datin’ny
Isan’ny kitro ifaharan’ny toekarena eto Madagasikara fanomezana sehatra ho an’ireo mpandraharaha. Taorian’ny fandalovan’ny valanaretina covid-19 nandritra ny 3 taona mahery, sy ny ady teo amin’i Ukraine sy Rosia izay nampidangana
Hotanterahana mandritra ny telo andro ao Mandritsara, Faritra Sofia ny hetsika ara-kolontsaina sy ara-toekarena antsoina hoe : « Festival sabôtsibe » andiany faharoa.
Raha ny 22 mey no voatokana ho “Andro iraisam-pirenena ho an’ny karazanjavamananaina”, ho an’i Madagasikara dia notanterahana tao amin’ny Saha