Madatopinfo

 Flash Info

Archive

VONDROM-PIARAHAMONINA MIKEA : Manohana ny hetsika hiarovana azy ireo ny Telma Madagascar

    VONDROM-PIARAHAMONINA MIKEA : Manohana ny hetsika hiarovana azy ireo ny Telma Madagascar

Manana tantara sy manan-karena kolontsaina ny Mikea, amin’iny faritra atsimo andrefan’ny Nosy no tena fonenan’izy ireo. Manana ny lazany eo amin’ny fahalalany ny ala sy ny harenany ny Mikea. Namolavola

Lire l'article

FESTIVAL MAZAVALOHA BEACH SOCCER : Hampiantrano ny hetsika i Sambava sy Antalaha

    FESTIVAL MAZAVALOHA BEACH SOCCER : Hampiantrano ny hetsika i Sambava sy Antalaha

Notanterahana teny amin’ny Andraharo ny tolakandron’ny alakamisy 2 Mai ny fampahafantaran’ny Federasiona Malagasy misahana ny Baolina kitra na ny FMF ny hetsika ara-panatanjahantena antsoina hoe : « Festival mazavaloha beach

Lire l'article

PRIX MIZUNAMI AFRICA 2024 : Famatsiam-bola mitentina 30.000.000 ariary avy no hatolotra ho an’ny 3 mpandresy

    PRIX MIZUNAMI AFRICA 2024 : Famatsiam-bola mitentina 30.000.000 ariary avy no hatolotra ho an’ny 3 mpandresy

Ho fampiroboroboana ny sehatry ny toekarena eto Madagasikara, hanampy ny tontolon’ny fandraharaharana ny Mizunami Africa Fondation sy ny Nexta amin’ny alalan’ny fifaninanana izay antsoina hoe : « Concours d’innovation Mizunami

Lire l'article
mai 2024
L M M J V S D
 12345
6789101112
13141516171819
20212223242526
2728293031