Mahazo tombony indray ny mpikirakira ny servisy MVola manerana ny Nosy amin’ny alalan’ny MVola Avance. Vaovao be indray no atolotry ny MVola ho an’ny mpanjifany manomboka izao satria afaka misitraka
Actualités Malgaches

Tsy mitsaha-mivoatra hatrany ny Mvola hatramin’izay nisiany izay ho fanomezana fahafaham-po ny mpanjifa. Ankehitriny, efa misy ny tolotra ahafahan’ny mpanjifa Mvola mikirakira ny kaonty an-tambazotra amin’ny alalan’ny kaontiny amin’ny banky

Tontosa ny herinandro lasa ny fifanaovan-tsonia fifanaraham-piaraham-miasa teo amin’ny International Finance Corporation (IFC) sy ny Orange Money Madagascar izay ao

Efa-bolana izao no nangatahan’ny Syndicat Autonome des Inspecteurs du Travail (SAIT) vahaolana momba ny fanomezana ny Sata manokana sy tambinkarama

30 taona izay no nijoroan’ny Antoko UNDD na Union Nationale pour le Développement et la Démocratie, nandritra izay taona maro

Isan’ireo mbola mampitaraina ny vehivavy malagasy eny anivon’ny fiaraha-monina eny ny herisetra mianjady aminy sy ny tsy fisitrahana ny harena