Madatopinfo

 Flash Info

Santé & Sociales

FAMATSIAN-DRANO ETO ANTANANARIVO: Manana vahaolana maty paika ny Ministeran’ny Rano

    FAMATSIAN-DRANO ETO ANTANANARIVO: Manana vahaolana maty paika ny Ministeran’ny Rano

Miovaova ny toetr’andro, miakatra ny marimpana, miharitra ihany koa ny rano amin’ny tanàna maromaro raha ny eto Analamanga manokana no asian-teny. Tsy nitazam-potsiny manoloana izany ny fitondram-panjakana, nisy ny fidinana

Lire l'article

ZICODE NOMCEBO TENY AMIN’NY ANKAMASOA : Nodihizin-dry Mopera Pedro mianakavy ny « dance de Jerusalem »

    ZICODE NOMCEBO TENY AMIN’NY ANKAMASOA : Nodihizin-dry Mopera Pedro mianakavy ny « dance de Jerusalem »

Tsy sanatria « mpisikidy mila voatsiary akory ka ny malemy indray no ampadihizina », araka ny fomba fiteny Malagasy. Dibo-kafaliana tanteraka ireo sembana nanatanteraka ny « Dance de Jerusalem » teny Andralanitra, ny Alakamisy

Lire l'article

ROTARY CLUB IVANDRY: Nanohana ara-tsakafo ny mpianatry ny EPP Ilafy aman-jatony

    ROTARY CLUB IVANDRY: Nanohana ara-tsakafo ny mpianatry ny EPP Ilafy aman-jatony

Iray amin’ireo olana lehibe sedrain’ny mpianatra eny amin’ny sekoly fanabeazana fototra miankina amin’ny fanjakana (EPP) ny tsy fahampiana ara-tsakafo ka miteraka tsy fahombiazana na hakamoana ho an’ny ankizy miditra an-tsekoly.

Lire l'article

LCA SALANITRA: Nanatanteraka hetsika goavana roa tamin’ity volana Oktobra ity

    LCA SALANITRA: Nanatanteraka hetsika goavana roa tamin’ity volana Oktobra ity

Tafiditra ao anatin’ny hetsika ara-tsosialy tanterahan’ny Lions Club Antananarivo Salanitra isam-bolana fa indrindra ihany koa ao anatin’ny fanamarihana ny « Journée du Lionisme » tamin’ny 8 Oktobra, izay fahatsiarovana ny fananganana ny

Lire l'article

OSCEAH MADAGASCAR: « Hampitomboina ny tahan’ny olona marefo misitraka ny rano, fidiovana sy fanadiovana »

  OSCEAH MADAGASCAR: « Hampitomboina ny tahan’ny olona marefo misitraka ny rano, fidiovana sy fanadiovana »

Tanjon’ny fampandrosoana lovainjafy fahaenina na ODD6 ny fahazoana rano madio, fidiovana sy fanadiovana hatramin’ny taona 2030. Raha ny eto Madagasikara,

Lire l'article

TETIKASA PMI MEASURE MALARIA: Vola 1,5 tapitrisa dolara no omen’ny governemanta amerikana amin’ity taona ity

  TETIKASA PMI MEASURE MALARIA: Vola 1,5 tapitrisa dolara no omen’ny governemanta amerikana amin’ity taona ity

Natomboky ny governemanta amerikana amin’ny fomba ofisialy, amin’ny alàlan’ny Sampandraharaha amerikana misahana ny fampandrosoana iraisam-pirenena (USAID) sy ny Tetikasan’ny filoham-pirenena

Lire l'article

FIKAMBANANA CBM: Hanamafy ny fanohanana ny olona manana fahasembanana ato anatin’ny 5 taona ho avy

  FIKAMBANANA CBM: Hanamafy ny fanohanana ny olona manana fahasembanana ato anatin’ny 5 taona ho avy

Manodidina ny 40 taona izao no nisian’ny fikambanana iraisampirenena CBM (Oraganisation internationale chrétienne Christoffel Blindenmission) teto Madagasikara. Nandritra izay, tsy

Lire l'article

EPP MOKOTRA: Ankizy miisa 150 no hisitraka ny fampianarana ara-dalàna

  EPP MOKOTRA: Ankizy miisa 150 no hisitraka ny fampianarana ara-dalàna

Tontosa ny 17 septambra lasa teo ny fitokanana tamin’ny fomba ofisialy ny sekoly faha-78 an’ny fandaharan’asa Sekoly Telma, sekoly fanabeazana

Lire l'article

ORANGE MONEY SY JIRAMA: Mitohy hatrany ny fiaraha-miasa eo amin’ny roa tonta

  ORANGE MONEY SY JIRAMA: Mitohy hatrany ny fiaraha-miasa eo amin’ny roa tonta

Ho fitsinjovana ny mpanjifa dia nanavao ny fiaraha-miombon’antoka mikasika ny fomba fandoavam-bola eny anivon’ny masoivoho JIRAMA ny Orange Money Madagascar

Lire l'article

«CLEAN UP DAY KOPAKELATRA»: Tavoahangy plastika mihoatra ny 400 kilao no voaangona

  «CLEAN UP DAY KOPAKELATRA»: Tavoahangy plastika mihoatra ny 400 kilao no voaangona

‘Ndao hifandray tanana, hitandro ny fahadiovana no teny filamatra nentin’ny Kopakelatra an’ny Star nanamarihana ilay hetsika antsoina hoe : «Clean

Lire l'article
décembre 2020
L M M J V S D
 123456
78910111213
14151617181920
21222324252627
28293031