“Ny ekipan’ny gazety MadaTopInfo dia manambara an-kariary fa tsy nisy ary tsy misy ny vaovao izay lazaina fa apariaka amin’ity rohy ity (https://www.madatopinfo.com/?p=5346) ka mahasaringotra olona ambony amin’izao fotoana izao.
Politiques & économiques

Miandrandra fanatanterahana ara-bakiteny ireo nampanantenain’ny Fitondrana izay mijoro ny olompirenena. Heverina fa tsy fialana bala ny valan’aretina. Mifanohitra tanteraka tamin’ny nofinofy mialohan’ny fifidianana ho Filoham-pirenena farany teo no zava-misy. Moa

Anisan’ny mampitaraina ny mpajifa ny fahalafosan’ireny vokatra asa tanana vita malagasy ireny ka mahatonga ny olona hirona kokoa amin’ny vita

Amin’ny maha Fiarahamonin-pirenena misehatra manokana momba ny fanatsarana ny fitananana ny harena an-kibon’ny tany sy ny solika eto Madagasikara ny

30 taona izay no nijoroan’ny Antoko UNDD na Union Nationale pour le Développement et la Démocratie, nandritra izay taona maro

Nisesisesy tamin’ity herinandro ity ireo karazana fanambarana notanterahan’ireo antoko poilitika, olom-boafidy, fikambanana sy vovonana samy hafa mikasika ny fahitana ny