Concrétisation ! Telle reste la suite logique de l’atelier de renforcement des capacités des professionnels des médias sur la couverture médiatique sensible au genre. « Suivis, pool des journalistes et
Sportives & Culturelles


Nampahafantarina omaly tao amin’ny efitrano natokana hihaonana an’ny mpanao gazety tao Mahamasina, ny mikasika ny fitokanana ny Kianja Barea izay nambara tamin’ny fomba ofisialy fa hotanterahana ny alakamisy 2 septambra

Nanatanteraka fialamboly ho an’ny ankizy miisa 21 ny association enfants Antananarivo, AEA sy ny ONG Merci. Ny sabotsy 19 Jiona

Isan’ny toerana ahitana ankizy sy tanora maro iny amin’iny faritra Anosizato sy ny manodidina iny. Mampitaraina ny ankamaroan’izy ireo anefa

Mitontongana ny tontolon’ny fanatanjahantena eto Afrika. Raha ho an’i Madagasikara manokana, maro ny mpampianatra taranja EPS (Education Physique et Sportive)

Velirano laharana fahadimy an’ny Kaominina Antananarivo renivohitra (CUA) ny fametrahana ny toerana ho an’ny tanora ahafahana mampiroborobo ny fanatanjahantena. Ho

Maro tokoa ny tanora no liana amin’ny tontolon’ny fanatanjahantena eto Madagasikara. Isan’ny sakana ho azy ireny anefa ny tsy fananana