Madatopinfo

 Flash Info

Santé & Sociales

ORANGE SOLIDARITE MADAGASCAR: Hanohana ny fandaharan’asa « Action pour l’Autisme à Madagascar »

    ORANGE SOLIDARITE MADAGASCAR: Hanohana ny fandaharan’asa « Action pour l’Autisme à Madagascar »

Mila fanohanana ny Autisme eto Madagasikara. Notanterahana ny talata 13 Jolay lasa teo ny fifanaovan-tsonia fifanarahana fiaraha-miasa teo amin’ny Filohan’ny Orange Solidarité Madagascar, Josie Randriambeloma sy ny Filohan’ny Autisme Féderation

Lire l'article

WIKICHALLENGE 2021: Ny sekolin’ny ADSF Antananarivo no nandrombaka ny laharana voalohany

    WIKICHALLENGE 2021: Ny sekolin’ny ADSF Antananarivo no nandrombaka ny laharana voalohany

Iray tamin’ireo 100 mahery nandray anjara tamin’ny fifaninana WikiChallenge izay nokarakarain’ny Fikambanana Wiki In Africa i Madagasikara tamin’ity taona ity. Nahazo ny loka voalohany tamin’izany ny mpianatra avy amin’ny sekoly

Lire l'article

FAMPIANARANA AMBONY ISMATEC : 73 ireo nandalo “sedra” nahazo diplaoma

    FAMPIANARANA AMBONY ISMATEC : 73 ireo nandalo “sedra” nahazo diplaoma

Tsy vitsy tamin’ireo mpianatra no efa nikasa hanararaotra asa avy amin’ny Fanjakana, tao anatin’ny hamehana ara-pahasalamana fa niandry ity diplaoma ity. Saingy noho io fahamehana io ihany, maro koa tetsy

Lire l'article

ONG MERCI SY AEA : Dibokafaliana ireo kilonga maro teny Tsiadana

    ONG MERCI SY AEA : Dibokafaliana ireo kilonga maro teny Tsiadana

Faly! Io avokoa no teny heno raha niloa-bava ireo ankizy, na ireo iray tampoha, indrindra moa ny ray aman-drenin’ireo kilonga manana fahasembanana, raha nitafa tamin’ny mpanao gazetinay. “Mitovy amin’ny olona

Lire l'article

ONG MERCI TSIADANA : Adidisika, serasera, fanentanana ary fifehezana ny lalanan’ny zon’ny sembana no iompanan’ny fiofanana

  ONG MERCI TSIADANA : Adidisika, serasera, fanentanana ary fifehezana ny lalanan’ny zon’ny sembana no iompanan’ny fiofanana

Niainga avy amin’ny fakan-kevitr’ireo manana fahasembanana ny lohahevitra amina fampiofanana toy izao. Hoy i Holy na Holiniaina Rakotoarisoa, Filoha mpanorina

Lire l'article

SEKOLY TELMA: Hiampy 290 mahery ireo ankizy hisitraka ny fotodrafitrasa « préscolaire »

  SEKOLY TELMA: Hiampy 290 mahery ireo ankizy hisitraka ny fotodrafitrasa « préscolaire »

Fototra iray manamora ny fidiran’ny ankizy ao amin’ny kilasy taona voalohany (CP1) ny fandalovana amin’ny akany fibeazana na « préscolaire ». Ankehitriny,

Lire l'article

AMBAVAHADITOKANA AMBOHIDRAPETO ANKADIMANGA : ONG Merci, miasa amin’ny fampandrosoana ifotony eny Itaosy

  AMBAVAHADITOKANA AMBOHIDRAPETO ANKADIMANGA : ONG Merci, miasa amin’ny fampandrosoana ifotony eny Itaosy

« Fampandrosoana mampiaty eny ifotony, dingana famolavolana drafitr’asa sy tetibola mampiaty eny anivon’ny kaomina ». Io no teny filamatry ny fampiofanana an’ireo

Lire l'article

TONTOLO IAINANA SY FAMPANDROSOANA LOVAINJAFY : Nananteraka aro afo ny voly hazo ireo mponin’ny Mafaijijo, Maintirano

  TONTOLO IAINANA SY FAMPANDROSOANA LOVAINJAFY : Nananteraka aro afo ny voly hazo ireo mponin’ny Mafaijijo, Maintirano

« Anio no ezaha ho vitaina ireo zanakazo tsy vita aro afo taminy fanokafana aminy fomba ofisialy tamin’ity taona 2021

Lire l'article

FITSABOANA NENTIM-PAHAZARANA ANKADIKELY ANTANETY ATSIMO : Taolana tapaka efa potika mikarepoka tafaverin’i Dédé mpanotra

  FITSABOANA NENTIM-PAHAZARANA ANKADIKELY ANTANETY ATSIMO : Taolana tapaka efa potika mikarepoka tafaverin’i Dédé mpanotra

Noho ny fanasoavana ny mpiara-belona, tahaka ireo karazana fitsaboana na tambavy nentim-paharazana, fianakaviana iray mpanotra no mijoro vavolombelona amin’ny fanomezan-kasina

Lire l'article

FONDATION AXIAN – ORINASA TOM: Sekoly maro no hisitraka ny fandaharanasa « Madio Tom »

  FONDATION AXIAN – ORINASA TOM: Sekoly maro no hisitraka ny fandaharanasa « Madio Tom »

Antoka iray mahatsara ny voka-panadinana eny anivon’ireny sekoly ireny ny fahadiovana. Isan’ny olana anefa ny tsy fahampiana sy tsy fisian’ny

Lire l'article
avril 2024
L M M J V S D
1234567
891011121314
15161718192021
22232425262728
2930