FIKAMBANAM-PIANTOHANA M.A.MA: Mitohy ny fampiroboroboana ny taranja ara-panatanjahantenaTanjon’ny orinasa Malagasy M.A.MA (Mutuelle d’Assurance MAlagasy) ny hametrahana fitokisana eo amin’ny samy mpikambana tsirairay ao anatin’ny Fikambanam-piantohana ho amin’ny fitantanana mahomby. Tafiditra ao anatin’izany ny fanomezan-danja ny fanatanjahantena, raha...
PUBLI-reportageUNIVERSITY TECHNOLOGY DTS.LICENCE.MASTER I.MASTER II 038.38.138.38/037.02.037.02/033.33.633.77 Mention : Communication – Gestion. Diplômes agréés, habilités avec la FOP Cours en classe, en ligne, regroupement na mampianatena amin’ny boky Technology and sciences...
UNIVERSITY TECHNOLOGY 038.38.138.38UNIVERSITY TECHNOLOGY DTS.LICENCE.MASTER I.MASTER II MENTION:COMMUNICATION.GESTION Hanohy fianarana ambony, hampiakatra karama sy toerana : reclassement.Cours en classe, en ligne, regroupement, mampianatena @ boky. Diplômes agréés, habilités avec la FOP Technology...
Manasa e-SAKAFO 038.33.633.77VARY SY LAOKA NAHANDRO GASY Sakafo vaovao, madio, tsy misy karbonetra Sur place, emporter, livraison SAKAFO ATOANDRO Zaimaika 26,36 Analakely SAKAFO HARIVA Rond point Andravoahangy...
Tsapa sy hita maso fa mihen-danja tokoa ny fanajana ray aman-dreny sy fanomezan-kasina ireo zokiolona eny anivom-piaraha-monina ankehitriny. Mamelo-maso ny amin’izany indrindra ny Ofisy misahana ny fanabeazam-bahoaka ho olom-banona na
Tanterahana eny amin’ny Gara Soarano mandritra ny roa andro ny fampiratiana mahakasika ny Fiahiana ara-tsosialy eto Madagasikara, nanomboka ny alakamisy 18 Mey izany ary hifarana kosa ny zoma 19 Mey.
Fitaovana iray hahafahana mampahafantatra ny mpiantsehatra sy ny rantsa-mangaika amin’ny fiahiana ara-tsosialy ny serasera. Notanterahana teny Antaninarenina ny alarobia 18