Madatopinfo

 Flash Info

Santé & Sociales

VOKATRA VITA MALAGASY: Hitohy hatramin’ny 31 jolay ho avy izao ny tsenaben’ny sakafo

    VOKATRA VITA MALAGASY: Hitohy hatramin’ny 31 jolay ho avy izao ny tsenaben’ny sakafo

« Manandratra ny vita malagasy », io no lohahevitra nosafidian’ny mpikarakara, Chez’Elles Madagascar mandritra ny hetsika tsenaben’ny sakafo izay tanterahina eny amin’ny zaridaina Antaninarenina ny 28 hatramin’ny 31 jolay hoavy izao. Fotoana

Lire l'article

ORANGE SOLIDARITE MADAGASCAR: Benja Arson no handimby an’i Josie Randriambeloma

    ORANGE SOLIDARITE MADAGASCAR: Benja Arson no handimby an’i Josie Randriambeloma

Mankalaza ny faha-10 taona nijoroany amin’ity 2021 ity ny Orange Solidarité Madagascar izay notarihan’i Josie Randriambeloma. Tsy tambo isaina ireo zava-bita nandritra izay taona maro izay raha tsy hilaza afa-tsy

Lire l'article

RADIO MADAGASIKARA: 90 TAONA NAMPIHANOKA NY VAHOAKA MALAGASY

    RADIO MADAGASIKARA: 90 TAONA NAMPIHANOKA NY VAHOAKA MALAGASY

“Io no maridrefy tena Tsara, Radio Madagasikara”. Io fehezan-teny io no nampisaloran’ny Radio Madagasikara na ny RNM ny faha 90 taonany. Lanonam-be tokoa ny teo an-tokontanin’ny Radio Madagasikara Anosy ny

Lire l'article

ORANGE SOLIDARITE MADAGASCAR: Hanohana ny fandaharan’asa « Action pour l’Autisme à Madagascar »

    ORANGE SOLIDARITE MADAGASCAR: Hanohana ny fandaharan’asa « Action pour l’Autisme à Madagascar »

Mila fanohanana ny Autisme eto Madagasikara. Notanterahana ny talata 13 Jolay lasa teo ny fifanaovan-tsonia fifanarahana fiaraha-miasa teo amin’ny Filohan’ny Orange Solidarité Madagascar, Josie Randriambeloma sy ny Filohan’ny Autisme Féderation

Lire l'article

WIKICHALLENGE 2021: Ny sekolin’ny ADSF Antananarivo no nandrombaka ny laharana voalohany

  WIKICHALLENGE 2021: Ny sekolin’ny ADSF Antananarivo no nandrombaka ny laharana voalohany

Iray tamin’ireo 100 mahery nandray anjara tamin’ny fifaninana WikiChallenge izay nokarakarain’ny Fikambanana Wiki In Africa i Madagasikara tamin’ity taona ity.

Lire l'article

FAMPIANARANA AMBONY ISMATEC : 73 ireo nandalo “sedra” nahazo diplaoma

  FAMPIANARANA AMBONY ISMATEC : 73 ireo nandalo “sedra” nahazo diplaoma

Tsy vitsy tamin’ireo mpianatra no efa nikasa hanararaotra asa avy amin’ny Fanjakana, tao anatin’ny hamehana ara-pahasalamana fa niandry ity diplaoma

Lire l'article

ONG MERCI SY AEA : Dibokafaliana ireo kilonga maro teny Tsiadana

  ONG MERCI SY AEA : Dibokafaliana ireo kilonga maro teny Tsiadana

Faly! Io avokoa no teny heno raha niloa-bava ireo ankizy, na ireo iray tampoha, indrindra moa ny ray aman-drenin’ireo kilonga

Lire l'article

ONG MERCI TSIADANA : Adidisika, serasera, fanentanana ary fifehezana ny lalanan’ny zon’ny sembana no iompanan’ny fiofanana

  ONG MERCI TSIADANA : Adidisika, serasera, fanentanana ary fifehezana ny lalanan’ny zon’ny sembana no iompanan’ny fiofanana

Niainga avy amin’ny fakan-kevitr’ireo manana fahasembanana ny lohahevitra amina fampiofanana toy izao. Hoy i Holy na Holiniaina Rakotoarisoa, Filoha mpanorina

Lire l'article

SEKOLY TELMA: Hiampy 290 mahery ireo ankizy hisitraka ny fotodrafitrasa « préscolaire »

  SEKOLY TELMA: Hiampy 290 mahery ireo ankizy hisitraka ny fotodrafitrasa « préscolaire »

Fototra iray manamora ny fidiran’ny ankizy ao amin’ny kilasy taona voalohany (CP1) ny fandalovana amin’ny akany fibeazana na « préscolaire ». Ankehitriny,

Lire l'article

AMBAVAHADITOKANA AMBOHIDRAPETO ANKADIMANGA : ONG Merci, miasa amin’ny fampandrosoana ifotony eny Itaosy

  AMBAVAHADITOKANA AMBOHIDRAPETO ANKADIMANGA : ONG Merci, miasa amin’ny fampandrosoana ifotony eny Itaosy

« Fampandrosoana mampiaty eny ifotony, dingana famolavolana drafitr’asa sy tetibola mampiaty eny anivon’ny kaomina ». Io no teny filamatry ny fampiofanana an’ireo

Lire l'article
mars 2024
L M M J V S D
 123
45678910
11121314151617
18192021222324
25262728293031