Madatopinfo

 Flash Info

Posts From contact@madatopinfo.com

SEKOLIM-PANJAKANA AO AMPANEFY : Betsaka ankizy te hianatra saingy tsy ampy mpampianatra sy dabilio

    SEKOLIM-PANJAKANA AO AMPANEFY : Betsaka ankizy te hianatra saingy tsy ampy mpampianatra sy dabilio

Tandindomin-doza ny fanabeazana fototra. Mampitaraina ny tompon’andraikitra eo anivon’ny EPP Isaingy ao amin’ny Kaominina Ampanefy, Distrika Atsimondrano ny tsy fahampian’ny isan’ny mpampianatra ao amin’ny sekoly. Tamin’ny taom-pianarana 2022-2023 raha ny

Lire l'article

VATSIM-PIKAROHANA YAVARHOUSSEN-INHA 2023: I Tsiory Razafinorovelo no voafidy tamin’ny andiany fahatelo

    VATSIM-PIKAROHANA YAVARHOUSSEN-INHA 2023: I Tsiory Razafinorovelo no voafidy tamin’ny andiany fahatelo

Raha tamin’ny taona 2021 ny andiany voalohany ny vatsim-pikarohana Yavarhoussen, hanampiana ireo mpikaroka momban’ny haikanto ankehitriny eto Madagasikara sy hahafantarana ireo kolontsaina sy vakoka izay mbola tsy fantatra eto an-toerana,

Lire l'article

CENI : Mpifidy 11 043 836 no mandrafitra ny rejisi-pifidianana nasionaly

    CENI : Mpifidy  11 043 836 no mandrafitra ny rejisi-pifidianana nasionaly

«Dingana iray no vita, ny 20 jolay teo dia ny fandrafetana ny rejisi-pifidianana nasionaly,izay nahitana mpifidy 11 043 836. Ny ilana izany dia ho amin’ny fifidianana mifanesy », hoy i

Lire l'article

FIKAMBANANA FITSINJO: Hifantoka amin’ny fanangonana atontam-baovao maripototra sy mangarahara

    FIKAMBANANA FITSINJO: Hifantoka amin’ny fanangonana atontam-baovao maripototra sy mangarahara

Isan’ny mamelona fianakaviana maro indrindra amin’iny faritry ny sisin-dranomasin’i Madagasikara iny ny sehatry ny jono, miantoka ny fidiram-bola sy ny sosialin’ny mponina. Amin’ny maha foto-piveloman’ny mponina ny jono izay, ahiana

Lire l'article

TOMBOLA TAFABE: Renim-pianakaviana avy eto Antananarivo no voasarika nahazo fiara

    TOMBOLA TAFABE: Renim-pianakaviana avy eto Antananarivo no voasarika nahazo fiara

Ao anatin’ny fanamarihana ny faha-20 taonan’ny Orange Madagascar, hetsika maro no hotanterahana amin’ity 2023 ity. Tafiditra amin’izany ny Tombola Tafabe

Lire l'article

MIHAVA TOUR-100 ANDRO : Ny fitsinjaram-pahefana ihany no mampandroso ny firenena

    MIHAVA TOUR-100 ANDRO : Ny fitsinjaram-pahefana ihany no mampandroso ny firenena

« Betsaka loatra ny hirifirin’ny vahoaka, nefa tsy misy sehatra anehoany izany, soa fa teo izahay »,hoy i Jean Jacques

Lire l'article

SSMAF ANDIANY FAHATELO: Hivelatra amina Kaominina 16 mandrafitra an’Avaradrano

    SSMAF ANDIANY FAHATELO: Hivelatra amina Kaominina 16 mandrafitra an’Avaradrano

Raha tamin’ny taona 2020 no nanomboka ny hetsika antsoina hoe: « Suburbain Sport Music and Art Festival » na SSMAF

Lire l'article

MIG’L PROD: Hamerina ny fankafizan’ny olona ny sarimihetsika malagasy

    MIG’L PROD: Hamerina ny fankafizan’ny olona ny sarimihetsika malagasy

Mahatsikaiky, mampitaintaina, mahavariana, ireo no azo hamintinana ny « Iza? » izay novokarin’i Mig’L Prod nosoratan’i Raharilanto Herizo Mampiononona. Noho

Lire l'article

TELMA MADAGASCAR: Feno 12 tapitrisa ireo mpampiasa azy manerana an’i Madagasikara

    TELMA MADAGASCAR: Feno 12 tapitrisa ireo mpampiasa azy manerana an’i Madagasikara

Raha 10 tapitrisa tamin’ny volana Oktobra 2022 ny mpanjifa mampiasa ny laharana Telma manerana an’i Madagasikara, 9 volana aty aoriana

Lire l'article

SOMAROHO OCEAN INDIEN: Hiavaka ny fanamarihana ny faha-10 taonany

    SOMAROHO OCEAN INDIEN: Hiavaka ny fanamarihana ny faha-10 taonany

Tsy ho latsa-danja amin’ny Festival Somaroho isan-taona ny amin’ity taona ity. Vonona ny hanome fahafaham-po ho an’ny mpakafy ny tarika

Lire l'article
mai 2024
L M M J V S D
 12345
6789101112
13141516171819
20212223242526
2728293031