Madatopinfo

 Flash Info

Posts From contact@madatopinfo.com

FESTIVAL DES BALEINES: Efa vonona hampiantrano ny mpizahantany ho avy i Sainte-Marie

    FESTIVAL DES BALEINES: Efa vonona hampiantrano ny mpizahantany ho avy i Sainte-Marie

Hiditra amin’ny andiany fahaenina amin’ity taona ity ny « Festival des baleines » izay fahita any amin’ny Nosy Boraha, Sainte Marie isan-taona izay hotanterahana ny 15 ka hatramin’ny 23 Jolay

Lire l'article

LALAO’TSIKA TELMA: Mpanjifa 11 mianadahy no tsara vintana tamin’ny fisarihana lehibe

    LALAO’TSIKA TELMA: Mpanjifa 11 mianadahy no tsara vintana tamin’ny fisarihana lehibe

Notanterahana teny amin’ny Campus Telma Andraharo ny alatsinainy 3 Jolay lasa teo ny fanolorana kadoa ho an’ireo voasarika tamin’ny Lalao’tsika nokarakarain’ny Telma Madagascar. «Nanomboka ny 4 Mey ka hatramin’ny 14

Lire l'article

FIANGONANA JESOSY MAMONJY: Nizotra am-pilaminana ny fankalazana ny faha-60 taona

    FIANGONANA JESOSY MAMONJY: Nizotra am-pilaminana ny fankalazana ny faha-60 taona

Nitohy tamin’ny fitoriana ny Filazantsara lehibe ivelan’ny efitrano teny amin’ny Coliseum Antsonjombe ny fankalazana ny faha-60 taonan’ny fiangonana Jesosy Mamonjy ny tontolo andron’ny sabotsy 1 Jolay lasa teo. Nialohavan’ny Sampana

Lire l'article

FIKAMBANANA AHMADIYYAH : Nanolotra sakafo ho an’ny fianakaviana manodidina ny 4.000

    FIKAMBANANA AHMADIYYAH : Nanolotra sakafo ho an’ny fianakaviana manodidina ny 4.000

Araka ny andininy faha-2 ao amin’ny Didim-panjakana laharana faha- 2023-007 tamin’ny 2 Febroary 2023 mamaritra ny andro tsy fiasana nefa andraisan-karama ho an’ny taona 2023 ny Eid Al-Adha araka ny

Lire l'article

FIANGONANA JESOSY MAMONJY : Mankalaza ny faha-60 taona ny 28 Jona ka hatramin’ny 2 Jolay

    FIANGONANA JESOSY MAMONJY : Mankalaza ny faha-60 taona ny 28 Jona ka hatramin’ny 2 Jolay

Taona 1963 ka hatramin’ny 2023, feno 60 taona katroka ny nijoroan’ny Fiangonana Jesosy Mamonjy. Entina hanamarihana io fotoan-dehibe manan-tantara ho

Lire l'article

MARIE STOPES MADAGASCAR: Nanamarika ny faha-30 taona niaraha-niasa tamin’ny Ministeran’ny Fahasalamana

    MARIE STOPES MADAGASCAR: Nanamarika ny faha-30 taona niaraha-niasa tamin’ny Ministeran’ny Fahasalamana

Fotoana nametraka ho tantara eo amin’ny tontolon’ny fahasalamana ny zoma 23 Jona lasa teo, noho ny fanamarihana ny faha-30 taonan’ny

Lire l'article

TETIKASA «FROM A TO A»: Mpaka sary malagasy 6 mianadahy no handray anjara any Arles

    TETIKASA «FROM A TO A»: Mpaka sary malagasy 6 mianadahy no handray anjara any Arles

Isan’ny sehatra iray hahafantaran’izao tontolo izao bebe kokoa ny Nosy Madagasikara ny fanehoana an-tsary ny zava-misy eto an-toerana. Hoentina hampiroboroboana

Lire l'article

MASOIVOHO INDIANA: Niavaka ny fanamarihana ny andro iraisampirenena ho an’ny yoga teto Antananarivo

    MASOIVOHO INDIANA: Niavaka ny fanamarihana ny andro iraisampirenena ho an’ny yoga teto Antananarivo

« Yoga ho an’ny fandriampahalemana sy ny fitoniana » no lohahevitra nosafidiana ho fanamarihana ny andro iraisampirenena ho an’ny yoga

Lire l'article

FANDEFASANA VOLA ATY MADAGASIKARA: Efa azo raisina amin’ny MVola ny Taptap Send

    FANDEFASANA VOLA ATY MADAGASIKARA: Efa azo raisina amin’ny MVola ny Taptap Send

Amin’ireo mpikirakira ny tolotra MVola manodidina ny 10 tapitrisa manerana ny Nosy, efa azon’izy ireo atao ny mandray vola avy

Lire l'article

FARITRA ANOSY – TETIKASA MIONJO : Laharampahamehana ny fiarovana ny tontolo iainana sy ny fampivoarana ny fari-piainan’ny mponina

    FARITRA ANOSY – TETIKASA MIONJO : Laharampahamehana ny fiarovana ny tontolo iainana sy ny fampivoarana ny fari-piainan’ny mponina

Mandritra ny ndro manerantany iadiana amin’ny fiangazanana sy ny hain-tany ny 17 jona, nosafidiana ny lohahevitry ny fankalazana amin’ity taona

Lire l'article
avril 2024
L M M J V S D
1234567
891011121314
15161718192021
22232425262728
2930