Madatopinfo

 Flash Info

Posts From contact@madatopinfo.com

GEMO KIDS: Nosokafana eny amin’ny Akoor Digue ny magazay voalohany eto Madagasikara

    GEMO KIDS: Nosokafana eny amin’ny Akoor Digue ny magazay voalohany eto Madagasikara

Tongasoa eto amin’ny Akoor Digue ny Gémo! Efa miparitaka manerana ny magazay 440 any Frantsa, Azia ary eto Afrika ny marika Gémo. Mitohy ny fanitarana ny fanaparitahana ity trano fivarotana

Lire l'article

FIFIDIANANA FILOHAM-PIRENENA 2023: Nilaza ny fahavononany ho kandida i James Rasoamaka

    FIFIDIANANA FILOHAM-PIRENENA 2023: Nilaza ny fahavononany ho kandida i James Rasoamaka

Afaka telo volana eo ho eo dia hiroso amin’ny fifidianana izay ho Filoham-pirenena ny vahoaka malagasy. Hatreto, mbola ankavitsiana no nanambara tamin’ny fomba ofisialy ny filatsahan-kofidiana. Ho an’ny Antoko MTM

Lire l'article

DISTRIKA ANALALAVA: Velaran-tany 8 hektara no nambolena ala honko

    DISTRIKA ANALALAVA: Velaran-tany 8 hektara no nambolena ala honko

Nomarihina tamin’ny fambolena honko miisa 80 000 tamin’ny velaran-tany 8 hektara tao amin’ny kaominina Maromandia, Distrikan’ i Analalava ny fanamarihana ofisialy ny Andro iraisam-pirenena ho fiarovana ny rohivoahary ala honko.

Lire l'article

FIPARITAHAN’NY FAKO PLASTIKA : Loza mihatra hoan’ ny tontolo mananaina

    FIPARITAHAN’NY FAKO PLASTIKA : Loza mihatra hoan’ ny tontolo mananaina

Nanatanteraka fihaonana sy fizarana, andiany faharoa, ho an’ny mpanao gazety, antsoina hoe » Le rendez-vous de REMAPSEN » ny REMAPSEN Madagascar sy ny holafitry ny mpanao gazety, ny Zoma 28 jolay lasa

Lire l'article

CUA-« LECTURE EN RIRE » : Famakiana boky amin’ny endrika fampihomehezana

    CUA-« LECTURE EN RIRE » : Famakiana boky amin’ny endrika fampihomehezana

“Anjara andraikitray eto amin’ny tanànan’ Antananarivo ny mampivelatra ny mpisehatra sy manome fialamboly ,fanitaran-tsaina, ny vahoaka tantanina. Izany hoe, manelanelana

Lire l'article

KAOMININA ANTANANARIVO RENIVOHITRA : Manome lanja ny teny malagasy sy ny fialamboly

    KAOMININA ANTANANARIVO RENIVOHITRA : Manome lanja ny teny malagasy sy ny fialamboly

Ho famerenana ny hasin’ny teny sy ny lalao malagasy, ho fampivoarana ny vaky boky. amin’ny alalan’ny haikanto sy kabary. Mikarakara

Lire l'article

VONDRON’NY MPAMPIASA SY MPAMPIASA: Tsy mitombona ny fitokonan’ny mpiasan’ny CNAPS

    VONDRON’NY MPAMPIASA SY MPAMPIASA: Tsy mitombona ny fitokonan’ny mpiasan’ny CNAPS

Isan’ny mandray anjara feno amin’ny fandrotsahana vola ao amin’ny CNAPS ny Vondron’ny mpampiasa, manoloana ny fitokonana lavareny izay tanterahan’ireo mpiasan’ny

Lire l'article

FIFIDIANANA : Governemanta Japoney nanolotra 4.500.000.000 Ariary hividianana fiara 10 sy moto cross 148 ho an’ny CENI

    FIFIDIANANA : Governemanta Japoney nanolotra 4.500.000.000 Ariary hividianana fiara 10 sy moto cross 148 ho an’ny CENI

Taona manan-tantara ho an’ny demokrasia eto Madagasikara ny taona 2023, hanatanterahana ny fifidianana Filohan’ny Repoblika. Ny alakamisy 9 novambra ny

Lire l'article

TEACH FOR MADAGASCAR: Hifarimbona amin’ny fanatsarana ny kalitaom-panabeazana eto Madagasikara

    TEACH FOR MADAGASCAR: Hifarimbona amin’ny fanatsarana ny kalitaom-panabeazana eto Madagasikara

Tetikasa niforona tamin’ny taona 2014 ny Teach for Madagascar na TFM ary lasa ONG kosa ny taona 2021, fikambanana izay

Lire l'article

REGIONS FITOVINANY ET VATOVAVY: Orange Madagascar lance le Wifiber

    REGIONS FITOVINANY ET VATOVAVY: Orange Madagascar lance le Wifiber

Une délégation d’Orange Madagascar, dirigée par son Directeur Général, Frédéric Debord, était en visite dans les régions Fitovinany et Vatovavy,

Lire l'article
mai 2024
L M M J V S D
 12345
6789101112
13141516171819
20212223242526
2728293031