Madatopinfo

 Flash Info

Actualités Malgaches

FIKAMBANANA FITEAM: « Mampihemotra ny fampandrosoana ny korontana »

    FIKAMBANANA FITEAM: « Mampihemotra ny fampandrosoana ny korontana »

Manoloana ny raharaha mikasikan’ireo mpifindra monina any Port-Bergé sy Androy izay mampisy disadisa ara-piaraha-monina, nanatanteraka fihaonana teny anivon’ny Foiben’ny Komitin’ny Fampihavanana Malagasy (CFM) Ampefiloha ny delegasiona avy amin’ny Fikambanan’ny Teraka

Lire l'article

VONDRON’OLONA MIARO NY FITONDRANA : « Tsy ekena intsony ny fambolena korontana eto amin’ny firenena »

    VONDRON’OLONA MIARO NY FITONDRANA : « Tsy ekena intsony ny fambolena korontana eto amin’ny firenena »

Manoloana ny rivotra mitsoka eto amin’ny firenena amin’izao fotoana izao, nanatanteraka fanambarana tamin’ny alalan’ny valan-dresaka ho an’ny mpanao gazety teny Andrefan’Ambohijanahary ny Vondron’olona Miaro ny Fitondrana na VMF ny zoma

Lire l'article

FILANKEVI-PITANTANANA OMDA SY NY MSK: Vaky ny ady eo amin’ny roa tonta

    FILANKEVI-PITANTANANA OMDA SY NY MSK: Vaky ny ady eo amin’ny roa tonta

Nanatanteraka fanambarana teny Faravohitra ny alarobia 13 jolay ireo mpikambana ao anatin’ny Filankevim-pitantanan’ny OMDA (Office Malagasy du Droit d’Auteur) niaraka tamin’ireo solontenan’ny sendikan’ny mpanakanto ao aminy. Nambaran’izy ireo fa misy

Lire l'article

FEDERASIONA MIARO NY ZON’NY MPANJIFA : « Tsy azo ekena intsony ny fiakaran’ny vidim-piainana indray »

    FEDERASIONA MIARO NY ZON’NY MPANJIFA : « Tsy azo ekena intsony ny fiakaran’ny vidim-piainana indray »

Manoloana ny fidangan’ny vidim-piainana eto Madagasikara amin’izao fotoana izao, nanao fanambarana teny Ambodivona ny eo anivon’ny Federasiona miaro ny zon’ny zon’ny mpanjifa izay hivondronan’ny fikambanana miisa enina (FOMZM, FIMPAMA, PMH, SCAE-PC,

Lire l'article

ANDRO MANERAN-TANY HO AN’NY MPONINA : Nomarihana tamin’ny alalan’ny loabary an-dasy ny teto Analamanga

  ANDRO MANERAN-TANY HO AN’NY MPONINA : Nomarihana tamin’ny alalan’ny loabary an-dasy ny teto Analamanga

« Ny firaisan-kina sy ny fampiatiana ara-tsosialin’ny mponina Malagasy », io no lohahevitra ho an’i Madagasikara nandritra ny fanamarihana ny Andro maneran-tany

Lire l'article

UCTS: Tsy hampiakatra ny saran-dalana aloha hatreto

  UCTS: Tsy hampiakatra ny saran-dalana aloha hatreto

Manoloana ny resabe izay mihely an-tambazotra samy hafa sy eny anivon’ny toerana rehetra ireny mikasika ny fisondrotan’ny saran-dalana izay mampisavorovoro

Lire l'article

ADY AMIN’NY FIOVAN’NY TOETR’ANDRO : Namoaka atontan-kevitra ireo mpisehatra ara-tontolo iainana

  ADY AMIN’NY FIOVAN’NY TOETR’ANDRO : Namoaka atontan-kevitra ireo mpisehatra ara-tontolo iainana

Hitan’ny mpikaroka fa misy ny fiovan’ny toetr’andro manerana izao tontolo izao amin’ny ankapobeny, miseho amin’ny endrika maro izany toy ny

Lire l'article

SAKAFO ZAIMAIKA ANALAKELY : Nidongy an-kanina ka nandrahona hanakatona tsena ny « inspecteur d’hygiène »

  SAKAFO ZAIMAIKA ANALAKELY : Nidongy an-kanina ka nandrahona hanakatona tsena ny « inspecteur d’hygiène »

Fanararaotam-pahefana ! Io no mahalaza ny tsindry bokotra nataona mpitsirika ny fahadiovan’ny sakafo tamin’ny mpivarotra iray tao amin’ny tsena Zaimaika

Lire l'article

FONDS YAVARHOUSSEN: Notontosaina teto Madagasikara ny ampahanin-tsarimihetsika « Graines d’espoir »

  FONDS YAVARHOUSSEN: Notontosaina teto Madagasikara ny ampahanin-tsarimihetsika  « Graines d’espoir »

Zava-dehibe ho an’ny Fonds Yavarhoussen (Fonds de Dotation HY) izay tarihan’ny Filohany sady Talen’ny Vondrona Filatex, Hasnaine Yavarhoussen, ny tontolon’ny

Lire l'article

OEMC: Mpiasa 60 no nisitraka fiofanana momba ny ady amin’ny herisetra mianjady amin’ny zokiolona

  OEMC: Mpiasa 60 no nisitraka fiofanana momba ny ady amin’ny herisetra mianjady amin’ny zokiolona

Tsapa sy hita maso fa mihen-danja tokoa ny fanajana ray aman-dreny sy fanomezan-kasina ireo zokiolona eny anivom-piaraha-monina ankehitriny. Mamelo-maso ny

Lire l'article
avril 2024
L M M J V S D
1234567
891011121314
15161718192021
22232425262728
2930