Madatopinfo

 Flash Info

Actualités Malgaches

GABORARAKA

    GABORARAKA

GABORARAKA TAHAKA IZAO FRANCE, ALLEMAGNE, ESPAGNE ARY ITALIA 1 VOLANA LASA IZAY.Tsy mbola nisy ny maty tamin’izany satria 14 andro aorian’ny fahitana tsimokaretina vao nisy nindaosin’ny fahafatesana , mbola nanentana

Lire l'article

FIANGONANA TSENA MORA

    FIANGONANA TSENA MORA

Hoy ny mpanao gazety namana iray, tsy azo atao ny makany am-piangonana fa tsy voafehy ny olompirenena miangona amin’ny varo-mora. Tsy ho araky ny Filoha ny hitety ny EPP rehetra

Lire l'article

CORONAVIRUS. MIEZAKA NY FITONDRANA MBA TSY HISY AINA AFOY.

    CORONAVIRUS. MIEZAKA NY FITONDRANA MBA TSY HISY AINA AFOY.

« Miasa mafy mba tsy hisy ny aina afoy ». Hoy ny Filoha Andry Rajoelina, raha nanomboka ny tafa izy ny alarobia valo aprily tamin’ny 8 ora alina. Mifameno ny tenin’ny Filoha

Lire l'article

ZOMA MASINA :

    ZOMA MASINA :

MISAOTRA ANAO IZAHAY RY TOMPO AMIN’NY EZAKY NY FITONDRANA HIARO ANAY AMIN’NY ARETI-MANDOZA SY NY EZAKY NY VAHOAKANAO MIADY AMIN’NY TSY RARINY SY NY TSINDRIHAZOLENA.– Zoma Masina : Fankalazana ny Fitiavan’Andriamanitra

Lire l'article

Paska 2020

  Paska 2020

Amin’izao andron’ny Paka izao dia hafatra mifono fanantenana no entin’i Madagasikara ho an’izao tontolo izao noho ireo zavaboahary ananany izay

Lire l'article
avril 2024
L M M J V S D
1234567
891011121314
15161718192021
22232425262728
2930