Madatopinfo

 Flash Info

Paska 2020

Paska 2020

Paska 2020
avril 18
15:47 2020

Amin’izao andron’ny Paka izao dia hafatra mifono fanantenana no entin’i Madagasikara ho an’izao tontolo izao noho ireo zavaboahary ananany izay tsy hita afatsy eto amintsika ny 80 isanjatony.

Manoloana ny covid19 dia afaka ny handroso fitsaboana vokatry ny fikarohana niainga amin’ireo zavamaniry fampiasa amin’ny fitsaboana nentim-paharazana isika.

Mandra-piandry ny valin’ireo andrana natao dia matoky isika fa afaka ny hanova ny tantara an’i izao tontolo izao manoloana an’ity valanaretina CoronaVirus ity.

Hisy ihany koa ireo andrana ho atao any @ laboratoire hijerena ny hanaovana ny fanafody hovokarina.

Toa ny nitsanganan’ny JESOA KRISTY ho velona, na dia nandalo sedra mafy dia mafy aza izao tontolo izao dia ho velona ao am-po ary ho mandrakizay ny fanantenana ny fiadanana ao anatin’ny tontolo sy fiainana vaovao .
Mirary Paka sambatra ho antsika rehetra!
—–

En ce jour de Pâques, Madagascar adresse un message d’espoir au monde avec notre biodiversité composée de 80% d’espèces endémiques.

Face au Covid-19 nous pourrons proposer un remède traditionnel amélioré constitué de plantes médicinales malagasy qui a déjà fait ses preuves.

En attendant les résultats des tests cliniques, nous sommes confiants de pouvoir changer le cours de l’histoire dans cette guerre mondiale contre cette épidémie .

Nous allons également procéder à des tests en laboratoires où le médicament sera administré sous différentes formes.

Comme le Seigneur a ressuscité, après cette épreuve le monde renaîtra dans la paix et la joie.
Joyeuses-Pâques à tous !

Articles similaires

0 Commentaire

Aucun commentaire sur cet article!

Soyez le premier à commenter!

Ecrire un commentaire

Ecrire un commentaire

mars 2024
L M M J V S D
 123
45678910
11121314151617
18192021222324
25262728293031