Madatopinfo

 Flash Info

Actualités Malgaches

F.G.C.E: “Sembanan-drahona ny asam-panjakana”

    F.G.C.E: “Sembanan-drahona ny asam-panjakana”

“Latsaka an-katerena ny firenena indrindra eo amin’ny lafiny fitantanana ny raharaham-panjakana”, hoy ny Fédération des Syndicats des Grands Corps de l’Etat na FGCE nandritra ny fampiantsoana mpanao gazety teny Antaninarenina

Lire l'article

FIAHIANA ARA-TSOSIALY MAMPIATY: Tokony jerena manokana ireo olona manana fahasembanana

    FIAHIANA ARA-TSOSIALY MAMPIATY: Tokony jerena manokana ireo olona manana fahasembanana

« Ndao hiara-hientana isika ho fiahiana ara-tsosialy mampiaty ». Voailikilika eny anivon »ny fiaraha-monina, tsy misitraka ny asam-panjakana, tsy voahaja ny ara-potodrafitrasa, ireo no isan’ny mbola olana sedrain’ireo olona manana fahasembanana ara-batana sy

Lire l'article

GTPS: Teny Andrainarivo no nikaon-doha ireo mpikatroka eo anivon’ny Fiahiana ara-tsosialy

    GTPS: Teny Andrainarivo no nikaon-doha ireo mpikatroka eo anivon’ny Fiahiana ara-tsosialy

Raha efa tamin’ny taona 2016 no niforona teto Madagasikara ny fivondronan’ireo mpiantsehatra eo amin’ny fiahiana ara-tsosialy na ny GTPS (Groupe Thématique de la Protection Sociale), hamafisina indray izany ankehitriny tamin’ny

Lire l'article

TAOM-PIKATROHANA 2022-2023: Notanterahana ny sabotsy lasa teo ny fifidianana eo anivon’ny District 417

    TAOM-PIKATROHANA 2022-2023: Notanterahana ny sabotsy lasa teo ny fifidianana eo anivon’ny District 417

Nitohy tamin’ny fifidianana nandraisan’ireo mpizaika anjara nandritra ny « Congrès du District 417 » ny sabotsy 7 Mai lasa teo teny amin’ny Radisson Blu Ambodivona. Nambara tamin’ny ofisialy taorian’izany fifidianana izany ny

Lire l'article

« CONGRES DU DISTRICT 417 »: I Madagasikara no mampiatrano amin’ity taona ity andiany faha-4

  « CONGRES DU DISTRICT 417 »: I Madagasikara no mampiatrano amin’ity taona ity andiany faha-4

Eny amin’ny Radisson Blu Ambodivona ny « Congrès du District 417 » ny Lions Rotaract ety anivon’ny ranomasimbe Indiana andiany faha efatra.

Lire l'article

FARITRA ANALANJIROFO SY SAVA:Tandindomin-doza ny seha-pihariana lavanila

  FARITRA ANALANJIROFO SY SAVA:Tandindomin-doza ny seha-pihariana lavanila

Fatiantoka iray lavaka, io no azo hamehezana ny fanambarana notanterahan’ireo tantsaha mpamboly lavanila mivondrona amina koperativa any amin’ny faritra Analanjirofo

Lire l'article

MADAVISION : Hiverina amin’ny heriny ny « La grande braderie de Madagascar »

  MADAVISION : Hiverina amin’ny heriny ny « La grande braderie de Madagascar »

Raha tamin’ny taona 2019 no farany nisy ny hetsika ara-barotra sy ara-ekonomika « La grande braderie de Madagascar » izay

Lire l'article

ANTOKO POLITIKA UNDD : Naneho ny heviny momba ny raharaham-pirenena sy ny hetsika hotanterahany

  ANTOKO POLITIKA UNDD : Naneho ny heviny momba ny raharaham-pirenena sy ny hetsika hotanterahany

Nangina, tsy naharenesam-peo tanatin’ny fotoana maromaro izay ny antoko Union Nationale pour le Développement et la Démocratie na UNDD. Nifoha

Lire l'article

SANGANASAN-DRAMILY : Manodidina ny 46 no sary hampirantiana etsy amin’ny Hakanto Cotemporary

  SANGANASAN-DRAMILY : Manodidina ny 46 no sary hampirantiana etsy amin’ny Hakanto Cotemporary

« Ramily ilay nanao ny maraina », io no lohahevitra nosafidiana mandritra ny fampirantiana sary izay tanterahana etsy amin’ny Hakanto Cotemporary, Alhambra

Lire l'article

PSIKOLOGY ETO MADAGASIKARA: Niakatra 20 isan-jato ireo mpitsidika ny tranokala

  PSIKOLOGY ETO MADAGASIKARA: Niakatra 20 isan-jato ireo mpitsidika ny tranokala

Tsy fahitan-tory, fahasemporana, tsy fifantohana, ireo no isan’ny voka-dratsy ara-batana ateraky ny fitaintainana na ny tebiteby. Izany indrindra no nahatonga ny

Lire l'article
mars 2024
L M M J V S D
 123
45678910
11121314151617
18192021222324
25262728293031