Maro tokoa ny tanora no liana amin’ny tontolon’ny fanatanjahantena eto Madagasikara. Isan’ny sakana ho azy ireny anefa ny tsy fananana traikefa noho ny tsy fahampiana na koa tsy fisian’ny fiofanana
Archive
Hatramin’izay 18 taona nijoroan’ny ESTIIM’ na Engineering School of Tourism, Informatics, Interpretership and Management izay, tsy nitsaha-nivoatra ny kalitaon’ny tontolon’ny fampianarana ao aminy. Ny alarobia 23 desambra teny amin’ny CCI
Notanterahana ny alatsinainy 21 desambra lasa teo teny amin’ny Fitsarana miady amin’ny kolikoly (PAC) ny raharaha fanodikodinam-bola sy fananan’ireo teratany indiana mpampiasa vola ao amin’ny orinasa Pearls Tourism Limited sy
Raitra ! Io no filaza azy raha ny fahitana ny sarin’ny Zaimaika ho avy eo. Avo lenta tokoa ny fanalehibeazana sy ny fampiakarana ary ny fanatsarana ity trano fisakafoanana eo
« Raha ny tsiliontsofina, hatsangan’ny tomponandraikitra tsy ho ela ny vaomiera misahana ny karatry ny mpanao gazety matianina. » Io no