Maro tokoa ny tanora no liana amin’ny tontolon’ny fanatanjahantena eto Madagasikara. Isan’ny sakana ho azy ireny anefa ny tsy fananana traikefa noho ny tsy fahampiana na koa tsy fisian’ny fiofanana