Madatopinfo

 Flash Info

Archive

AINGA VAO HO AN’NY TOE-KARENA MALAGASY : Ny 17 – 20 desambra ny fotoamben’ny “made in Madagascar”

    AINGA VAO HO AN’NY TOE-KARENA MALAGASY : Ny 17 – 20 desambra ny fotoamben’ny “made in Madagascar”

Hetsika ara-toekarena hanairana an’ireo mpandraharaha Malagasy rehetra hampisongadina ny vokatra vita Malagasy no tanjon’ny foara manomboka ny faha-17 an’ity volana ity. Nampintaina tamin’ny mpanao gazety teny amin’ny Relais D’Ivandry Alarobia,

Lire l'article

KAOMININA ANDRAMASINA: Mandray anjara mavitrika amin’ny fambolen-kazo ny Vondrona Axian

    KAOMININA ANDRAMASINA: Mandray anjara mavitrika amin’ny fambolen-kazo ny Vondrona Axian

Loza mitatao, misy fiatraikany ratsy mivantana amin’ny andavanandron’ny malagasy ny fahasimban’ny tontolo iainana ateraky ny loto, ny setroka, ary indrindra ny fandripahana ny ala. Ka iray amin’ireo sehatra 4 iadidian’ny

Lire l'article

BOKY DIARY NOFY: Haparitaka tsy ho ela manerana ny Nosy ny endriny « audio »

    BOKY DIARY NOFY: Haparitaka tsy ho ela manerana ny Nosy ny endriny « audio »

Manana anjara toerana lehibe eo amin’ny fanabeazana ny vaky boky satria mampitombo ny fahalalana sy mamparanin-tsaina ny ankizy indrindra ho an’ireo eny anivon’ireny sekoly ambaratonga fototra (EPP) ireny. « Tsy mba

Lire l'article

ANDRAVOAHANGY SY NY MANODIDINA : Nirohotra nandoa hetra ireo tsy ara-dalana

    ANDRAVOAHANGY SY NY MANODIDINA : Nirohotra nandoa hetra ireo tsy ara-dalana

« Tonga misoratra anarana izahay mba tsy ho voaroaka amin’ny toeram-pivarotanay”. Hoy i Tafita Razafimahefa, raim-pianakaviana iray anisan’ireo nandray anjara tamin’ny hetsika « Anjara hetrako ». Tafiditra amin’ny fanentanan’ny foiben-ketra ho an’ny Boriborintany

Lire l'article

MPIANATRA HO ZANDARY: Miisa 1.200 mianadahy no horaisina amin’ity andiany faha-76 ity

    MPIANATRA HO ZANDARY: Miisa 1.200 mianadahy no horaisina amin’ity andiany faha-76 ity

Nisokatra nanomboka ny alatsinainy 30 Novambra 2020 ary hitohy hatramin’ny 29 Janoary 2021 amin’ny 5 ora hariva ny fandraisana ireo

Lire l'article
décembre 2020
L M M J V S D
 123456
78910111213
14151617181920
21222324252627
28293031