Madatopinfo

 Flash Info

Archive

FIRAISANKINAN’NY MPANAO GAZETY TENY ALASORA: Voandalan’ny taona 2021 ny karatra sy ny holafitra

    FIRAISANKINAN’NY MPANAO GAZETY TENY ALASORA: Voandalan’ny taona 2021 ny karatra sy ny holafitra

« Raha ny tsiliontsofina, hatsangan’ny tomponandraikitra tsy ho ela ny vaomiera misahana ny karatry ny mpanao gazety matianina.  » Io no fampitam-baovao avy amin’i Soava Andriamarotafika, lohandohan’ny mpisorona namondrona ireo mpanao

Lire l'article

ORANGE SOLIDARITÉ: Nampifalifaly ireo fianakaviana marefo sy ankizy maherin’ny 1 000

    ORANGE SOLIDARITÉ: Nampifalifaly ireo fianakaviana marefo sy ankizy maherin’ny 1 000

Noely miavaka, io no azo hamintinana ny fihetseham-pon’ireo ankizy sy fianakaviana sahirana nisitraka fanomezana maro isan-karazany avy amin’ny mpiasan’ny Orange Madagascar mpilatsaka an-tsitrapo tamin’ny alalan’ny « Orange Solidarité Noël ». Notanterahina teny

Lire l'article

ESTIIM’: Ankizy 300 mahery no voakasiky ny tetikasa « Mizara hafaliana 2020 »

    ESTIIM’: Ankizy 300 mahery no voakasiky ny tetikasa « Mizara hafaliana 2020 »

Toy ny fanao isan-taona, tsy nanadino ireo ankizy sahirana ny mpianatra L1 (2020-2021) eo anivon’ny Sekoly ambony ESTIIM’ (Engineering School of Tourism, Informatics, Interpretership and Management) tamin’ny alalan’ny tetikasa antsoina

Lire l'article

SENDIKA SVS: Lany ho Filoha Nasionaly i Lantoarimalala Ravonintsoa

    SENDIKA SVS: Lany ho Filoha Nasionaly i Lantoarimalala Ravonintsoa

Tao anatin’ny telo andro no nanatanterahan’ny mpikambana eo anivon’ny SVS (Syndicalisme et Vie des Sociétés Madagascar) ny Kongresy izay nanavaozana ny sata mifehy sy ny fitsipika anatiny ary indrindra ny

Lire l'article

GALANA MADAGASCAR: Nandray anjara mavitrika tamin’ny hetsika fisorohana ny loza ateraky ny afo

    GALANA MADAGASCAR: Nandray anjara mavitrika tamin’ny hetsika fisorohana ny loza ateraky ny afo

Miara-misalahy amin’ny loza. Ho fanamarihana ny tsingerintaona faha-70 taona ny Sampana mpamonjy voina ny alakamisy 10 desambra lasa teo, nisy

Lire l'article
décembre 2020
L M M J V S D
 123456
78910111213
14151617181920
21222324252627
28293031