Notokanan’ny Ambasadaoro Amerikana Claire Pierangelo, ny Governoran’ny Faritra Anosy Jocelyn Raharimbola sy ny Lefitra Voalohan’ny Ben’ny tanànan’i Taolagnaro Livera Bevazaha, ary ny Tompon’andraikitra misahana sosialy ao amin’ny QMM Martino, Solomampionona
Toutes les actualités

Niverina nanatanteraka hetsika teo anoloan’ny Ministeran’ny Asa vaventy tetsy Anosy ny talata 27 jolay indray ireo mpandraharaha sy mpiasan’ny orinasa mpanao lalana izay mbola tsy nahavoaray ny valin-kasasarany. Nitaky ny

Manoloana ny raharaha mikasikan’ireo mpifindra monina any Port-Bergé sy Androy izay mampisy disadisa ara-piaraha-monina, nanatanteraka fihaonana teny anivon’ny Foiben’ny Komitin’ny Fampihavanana Malagasy (CFM) Ampefiloha ny delegasiona avy amin’ny Fikambanan’ny Teraka

Manoloana ny rivotra mitsoka eto amin’ny firenena amin’izao fotoana izao, nanatanteraka fanambarana tamin’ny alalan’ny valan-dresaka ho an’ny mpanao gazety teny

Nanatanteraka fanambarana teny Faravohitra ny alarobia 13 jolay ireo mpikambana ao anatin’ny Filankevim-pitantanan’ny OMDA (Office Malagasy du Droit d’Auteur) niaraka

Manoloana ny resabe izay mihely an-tambazotra samy hafa sy eny anivon’ny toerana rehetra ireny mikasika ny fisondrotan’ny saran-dalana izay mampisavorovoro

Hitan’ny mpikaroka fa misy ny fiovan’ny toetr’andro manerana izao tontolo izao amin’ny ankapobeny, miseho amin’ny endrika maro izany toy ny