Mendrika hasongadina ny sehatry ny hai-tao malagasy ahafahana mampivelatra ny harem-pamoronana sy ny kolontsaina eto an-toerana. Amin’ny alalan’ny « Tana design week » andiany voalohany iarahana amin’ireo mpanohana sy mpiara-miombon’antoka isan-tsokajiny, hahazo
Toutes les actualités
FEPETRA FISOKAFAN’NY SISINTANY: Mitaky fihaonana amin’ny fitondram-panjakana ny sehatra tsy miankina
Tandindomin-doza ny toekarena eto Madagasikara, io no azo hamehezana ny fanambarana niraisan’ny fivondronan’ny sehatra tsy miankina izay notanterahana teny Ankorondrano ny alarobia 9 martsa teo. Raha ny sabotsy 5 martsa
Sokajiana ho fanoitra lehibe eo amin’ny fianakaviana, fiaraha-monina, toeram-piasana ary indrindra ao anatin’ny sendika ny vehivavy. Amin’ny maha fankalazana ny Andro iraisampirenena ho an’ny zon’ny vehivavy ny 8 martsa, nanamarika
Diabe niala teo amin’ny Lapan’ny tanàna, nitohy tamin’ny fambolena karazan-java-maniry hanatsarana ny endriky ny tanàna tany amin’ny fokontany Ambohidrapeto sy
Manana anjara toerana goavana amin’ny fampandrosoana ny firenena ny fahaiza-mintantana indrindra ny ara-toekarena. Mbola betsaka ny orinasa malagasy mila fanohanana
Higadona afaka andro ny fanamarihana iraisampirenena ny andron’ny vehivavy. Samy manana ny fomba entiny hanehoany izany ny fikambanana tsirairay amin’ity
Teboka maro no nivoitra nandritra ny fivoriamben’ny fikambanan’ny orinasa tsy miankina mpikambana ao anatin’ny GEM izay notanterahana teny Anosy ny
Mbola ao anatin’ny ivon’ny vanim-potoanan’ny fahavaratra i Madagasikara amin’izao fotoana izao, ny rotsak’orana ihany koa mbola mitoetra manerana ny faritra