Madatopinfo

 Flash Info

Actualités Malgaches

ANALOGH: Hamoraina ny fananana trano fonenana

    ANALOGH: Hamoraina ny fananana trano fonenana

Tontosa ny alakamisy 19 Novambra 2020, nandritra ny lanonam-panokafana ofisialy ny hetsika ara-barotra goava Salon International de l’Habitat eny amin’ny Forello Tanjombato ny fanaovan-tsonia fifanaraham-piaraha-miasa teo amin’ny BNI Madagascar sy

Lire l'article

M’HETSIKA MVOLA: Hanome lanja ny tanora sy ny fanatanjahantena eto an-drenivohitra

    M’HETSIKA MVOLA: Hanome lanja ny tanora sy ny fanatanjahantena eto an-drenivohitra

Tontosa ny talata 10 Novambra teny amin’ny amin’ny Lapan’ny Tanàna Analakely ny fifanaraham-piaraha-miasa teo amin’ny Fondation Axian sy ny Kaominina Antananarivo Renivohitra mikasika ny vinan’asa antsoina hoe: « M’hetsika MVola ». Miompana

Lire l'article

FIAROVANA NY TONTOLO IAINANA: Napetraka ny tetikasa « Mividy finday 1 = mamboly hazo 1 »

    FIAROVANA NY TONTOLO IAINANA: Napetraka ny tetikasa « Mividy finday 1 = mamboly hazo 1 »

Isan’ireo politikan’ny fanjakana ny haharakotra ala an’i Madagasikara, ho fahatrarana izany vina izany dia misy ny fiaraha-miasa eo amin’ny ministeran’ny tontolo iainana sy ny fampandrosoana lovainjafy, sy ny Telma ary

Lire l'article

RSE DHL MG: Tanora malagasy maro no hahazo tombony amin’ny fandaharan’asa miisa 4

    RSE DHL MG: Tanora malagasy maro no hahazo tombony amin’ny fandaharan’asa miisa 4

Olana goavana nolalovan’ny DHL International Madagascar ny tsy fahampian’ny fiaramanidina nandritra izay fihibohana amam-bolana maro izay. Na dia izany aza anefa nitohy hatrany ny ezaka sy ny fivoarana eo anivon’ny

Lire l'article

ROTARY CLUB IVANDRY: Nanohana ara-tsakafo ny mpianatry ny EPP Ilafy aman-jatony

  ROTARY CLUB IVANDRY: Nanohana ara-tsakafo ny mpianatry ny EPP Ilafy aman-jatony

Iray amin’ireo olana lehibe sedrain’ny mpianatra eny amin’ny sekoly fanabeazana fototra miankina amin’ny fanjakana (EPP) ny tsy fahampiana ara-tsakafo ka

Lire l'article

INSCAE SY YALI: Hifanome tanana hampiroborobo ny sehatry ny fandraharahana ny roa tonta

  INSCAE SY YALI: Hifanome tanana hampiroborobo ny sehatry ny fandraharahana ny roa tonta

Taorian’izay krizy ara-pahasalamana natrehan’i Madagasikara amam-bolana maro izay, isan’ireo nisedra fahasahiranana goavana ny mpandraharaha madinika. Izany indrindra no nahatonga ny

Lire l'article

LCA SALANITRA: Nanatanteraka hetsika goavana roa tamin’ity volana Oktobra ity

  LCA SALANITRA: Nanatanteraka hetsika goavana roa tamin’ity volana Oktobra ity

Tafiditra ao anatin’ny hetsika ara-tsosialy tanterahan’ny Lions Club Antananarivo Salanitra isam-bolana fa indrindra ihany koa ao anatin’ny fanamarihana ny « Journée

Lire l'article

SALFA: Nahazo famatsiam-bola mitentina 265.000 euros avy amin’ny CBM

  SALFA: Nahazo famatsiam-bola mitentina 265.000 euros avy amin’ny CBM

Fahaverezan’asa sy fihariana, olana ara-panabeazana, tsy fisitrahana vatsy tsinjo sy tosika fameno, ireo no santionan’ireo fiatraikan’ny hamehana ara-pahasalamana amam-bolana maro

Lire l'article

OSCEAH MADAGASCAR: « Hampitomboina ny tahan’ny olona marefo misitraka ny rano, fidiovana sy fanadiovana »

  OSCEAH MADAGASCAR: « Hampitomboina ny tahan’ny olona marefo misitraka ny rano, fidiovana sy fanadiovana »

Tanjon’ny fampandrosoana lovainjafy fahaenina na ODD6 ny fahazoana rano madio, fidiovana sy fanadiovana hatramin’ny taona 2030. Raha ny eto Madagasikara,

Lire l'article

TAOM-PIANARANA 2020-2021: Hitombo 20 ireo sekoly hisitraka ny tetikasa fanabeazana nomerika

  TAOM-PIANARANA 2020-2021: Hitombo 20 ireo sekoly hisitraka ny tetikasa fanabeazana nomerika

Isan’ny tanjon’ny fitondram-panjakana ankehitriny ny fanomezana fanabeazana tsara kalitao ho an’ny zaza malagasy manerana an’i Madagasikara, ao anatin’izany ny fampiroboroboana

Lire l'article
mai 2024
L M M J V S D
 12345
6789101112
13141516171819
20212223242526
2728293031