Isan’ireo miantsehatra mivantana amin’ny ady amin’ny Covid-19 ny mpitandro filaminana. Raha ho an’ny Zandarmariam-pirenena manokana, tsikaritra fa maromaro no voan’izany areti-mandozabizanyvtato ho ato. Hisorohana ny fihanaky ny Covid-19 eo anivon’ny
Actualités Malgaches

Tontosa ny herinandro lasa ny fifanaovan-tsonia fifanaraham-piaraham-miasa teo amin’ny International Finance Corporation (IFC) sy ny Orange Money Madagascar izay ao anatin’ny Vondrona Orange. Niompana amin’ny fanohanana ny orinasa amin’ny fanitarana

Efa-bolana izao no nangatahan’ny Syndicat Autonome des Inspecteurs du Travail (SAIT) vahaolana momba ny fanomezana ny Sata manokana sy tambinkarama

30 taona izay no nijoroan’ny Antoko UNDD na Union Nationale pour le Développement et la Démocratie, nandritra izay taona maro

Isan’ireo mbola mampitaraina ny vehivavy malagasy eny anivon’ny fiaraha-monina eny ny herisetra mianjady aminy sy ny tsy fisitrahana ny harena

Sakana iray tsy nahafahan’ny artista sy ny mpankafy niserasera ny covid-19 izay nirongatra teto Madagasikara tamin’iny taona 2020 iny. Taorian’ireny