Madatopinfo

 Flash Info

Posts From contact@madatopinfo.com

FOIRE INTERNATIONALE DE MADAGASCAR : Miavaka ny andiany faha-17 amin’ity taona ity

    FOIRE INTERNATIONALE DE MADAGASCAR : Miavaka ny andiany faha-17 amin’ity taona ity

Fotoana iray hihaonan’ireo mpisehatra ara-toekarena rehetra na miankina na tsia ny Foire Internationale de Madagascar na FIM izay miditra amin’ny andiany faha-17 amin’ity taona ity. Tahaka ny isan-taona, eny amin’ny

Lire l'article

HATSIKANA SY FAMPIHOMEHEZANA: Hanolotra seho miavaka eny amin’ny Novotel i Fary

    HATSIKANA SY FAMPIHOMEHEZANA: Hanolotra seho miavaka eny amin’ny Novotel i Fary

Hotanterahana eny amin’ny Novotel Alarobia ny sabotsy 21 Mey ho avy izao manomboka amin’ny 7 ora hariva ny fampisehoan’i Fary izay hampitondraina ny lohahevitra hoe: « Aime-moi, si tu peux

Lire l'article

FIAROVANA NY TONTOLO IAINANA : Mad’Art Advisory manolotra seho miaraka amin’ny mpanakanto

    FIAROVANA NY TONTOLO IAINANA : Mad’Art Advisory manolotra seho miaraka amin’ny mpanakanto

«Antson’ny tontolo miaina», hetsika ara-javakanto ho fikolokoloana sy fiarovana ny tontolo iainana ho tanterahin’ny Mad’Art Advisory, eny amin’ny faritra Zital Ankorondrano. Manomboka ny 20 Mey ho avy izao ny ranty

Lire l'article

P2CSI : « Formation industrielle ouverte aux multisecteurs », selon Jean-Michel Ramaroson, PCA du FMFP

    P2CSI : « Formation industrielle ouverte aux multisecteurs », selon Jean-Michel Ramaroson, PCA du FMFP

Ascension vers l’excellence ! Tel est le concis de la cérémonie de la présentation de la deuxième phase du projet de collaboration OIT/FMFP, lors de la remise de certificats et

Lire l'article

FESTIVAL SOMAROHO: Hakotroka ny fanamarihana ny andiany fahafolo amin’ity taona ity

    FESTIVAL SOMAROHO: Hakotroka ny fanamarihana ny andiany fahafolo amin’ity taona ity

Lanonana roa sosona no hankalazaina any Nosy Be amin’ity taona ity mandritra ny hetsika ara-koltoraly iraisampirenena « Festival Somaroho ».

Lire l'article

FIKOLOKOLOANA NY FAHASALAMANA : Nifamotoana teny Analakely ireo mpitia fanatanjahantena

    FIKOLOKOLOANA NY FAHASALAMANA : Nifamotoana teny Analakely ireo mpitia fanatanjahantena

Hisorohana ny aretina mateti-pitranga toy ny fiakaran’ny tosidrà, ny diabeta izay tsy mifidy taona na tanora na efa zokiolona, nisy

Lire l'article

FINOANA SILAMO: Mibahan-toerana ny asa sosialy ho fanampiana ny mpiray tanindrazana

    FINOANA SILAMO: Mibahan-toerana ny asa sosialy ho fanampiana ny mpiray tanindrazana

Manan-danja sy tantara ho an’ny mpino silamo rehetra ny famaranana ny volana Ramadan na « Eïd el-Fitr ». Niavaka ny fankalazana ity

Lire l'article

EMPLOI POUR UNE ÉCONOMIE DURABLE A LA RÉGION ANOSY : QMM et FMFP, solidaires en programme de formation

    EMPLOI POUR UNE ÉCONOMIE DURABLE A LA RÉGION ANOSY : QMM et FMFP, solidaires en programme de formation

Le lancement des initiatives ambitieuses après une phase de conceptualisation et d’ingénierie de Rio Tinto QMM et FMFP a eu

Lire l'article

BOKY MIRAKITRA TONONKALO: Hapaitaka eny amin’ny trano fivarotam-boky ny asa soratr’i Dominique Ranaivoson

    BOKY MIRAKITRA TONONKALO: Hapaitaka eny amin’ny trano fivarotam-boky ny asa soratr’i Dominique Ranaivoson

« Jacques Rabemananjara œuvre poétique », io no lohatenin’ilay boky nosoratan’i Dominique Ranaivoson, mpanoratra sady mpampianatra mpikaroka. Tonga eto Madagasikara ny tenany

Lire l'article

LICO KININIKE: Nosafidian’i Telma ho ambasadaoro vaovao ara-javakanto

    LICO KININIKE: Nosafidian’i Telma ho ambasadaoro vaovao ara-javakanto

Isan’ny mandray anjara mavitrika amin’ny fampivoarana sy famirampiratan’ ny zava-kanto malagasy ny Telma amin’ny alalan’ny fiaraha-miasa amin’ny mpanakanto avy eto

Lire l'article
mai 2024
L M M J V S D
 12345
6789101112
13141516171819
20212223242526
2728293031