Madatopinfo

 Flash Info

Posts From contact@madatopinfo.com

TAYC : Hanolotra seho goavana eny amin’ny Palais des sports Mahamasina rahariva

    TAYC : Hanolotra seho goavana eny amin’ny Palais des sports Mahamasina rahariva

Nigadona teny amin’ny seranam-piaramanidina Ivato omaly tolakandro ny mpanakanto avy ivelany, Julien Bouadjie fantatra amin’ny anarana amin’ny maha artista hoe : « Tayc » na Take All You Can. Taorian’izay, nanatanteraka tafa ho

Lire l'article

ANTSO FIARAHAMONINA KRISTIANA : Hametraka paikady goavana amin’ny fitantanana lavitry ny kolikoly

    ANTSO FIARAHAMONINA KRISTIANA : Hametraka paikady goavana amin’ny fitantanana lavitry ny kolikoly

Apinga mankany amin’ny fampandrosoana ny firenena ny fisian’ny « tsara tantana ». Ho an’ny Antso Fiarahamonina Kristiana na AFK, manana « logiciel » goavana ahafahana mitantana ny sehatra rehetra moderna izay mila hapetraka

Lire l'article

TANA DESIGN WEEK : Hisokatra eo amin’ny sehatra iraisampirenena ny andiany faharoa

    TANA DESIGN WEEK : Hisokatra eo amin’ny sehatra iraisampirenena ny andiany faharoa

Mendrika hasongadina ny sehatry ny hay famoronana hampivelatra ny haren-tsaina sy ny kolontsaina eto an-toerana ary misokatra amin’izao tontolo izao ka amin’ny alalan’ny « Tana design week » no hanehoana

Lire l'article

STARTUP WEEKEND EDUCATION : Nexta Andranomena no nampiantrano ny andiany faharoa

    STARTUP WEEKEND EDUCATION : Nexta Andranomena no nampiantrano ny andiany faharoa

Ho fanohanana ireo tanora malagasy vao misandratra eo amin’ny tontolon’ny fandraharahana, nikarakara hetsika izay antsoina hoe : « Startup weekend education » ny SWAT (Startup Weekend Antananarivo Team) izay tohanan’ny Institut International des

Lire l'article

RADIO FANAMBARANA: Nankalazaina teny amin’ny Coliseum ny famaranana ny faha-25 taonany

    RADIO FANAMBARANA: Nankalazaina teny amin’ny Coliseum ny famaranana ny faha-25 taonany

Efa mahenika manerana ny Nosy hatrany ampitan-dranomasina toy ny any Israely, Etazonia, Canada, Rosia, Chine, Allemagne, Eôropa ny Radio Fanambarana

Lire l'article

FANAVAOZANA NY LISITRY NY MPIFIDY : Hihemotra hatramin’ny 31 Janoary 2023 ny fanisana isan-tokantrano

    FANAVAOZANA NY LISITRY NY MPIFIDY : Hihemotra hatramin’ny 31 Janoary 2023 ny fanisana isan-tokantrano

Miisa 7.211.285 ny olompirenena voasoratra anarana voasoratra anatin’ny lisitry ny mpifidy hatreto, araka ny antontan’isa farany avy amin’ny CENI raha

Lire l'article

ESTIIM’ : Mpianatra 141 mianadahy no nivoaka tamin’ny andiany « Manjaka »

    ESTIIM’ : Mpianatra 141 mianadahy no nivoaka tamin’ny andiany « Manjaka »

Nentina nankalazana ny ivon’ny faha-20 taona nijoroan’ny sekoly ambony tsy miankina ESTIIM’ (Engineering School of Tourism, Informatics, Interpretership and Management)

Lire l'article

ONIVERSITE ESTIIM’ : Mankalaza ny faha-20 taona nanabeazana

    ONIVERSITE ESTIIM’ : Mankalaza ny faha-20 taona nanabeazana

« Avy aminao ny harena sy ny voninahitra, ary ianao no manjaka amin’izao rehetra izao » (I TAN. 29 ;

Lire l'article

TETIKASA PIATT : Nanatanteraka fivoriana ireo mpisehatra amin’ny fanatsarana ny toeram-ponenena tsizarizary

    TETIKASA PIATT : Nanatanteraka fivoriana ireo mpisehatra amin’ny fanatsarana ny toeram-ponenena tsizarizary

6Tombanana ny 134 amin’ireo fokontany 192 mandrafitra ny Kaominina Antananarivo Renivohitra (CUA) no miaina any amin’ireny toeram-ponenana tsizarizary ireny raha

Lire l'article

GENDER LINKS MADAGASCAR : Kaominina 13 no hisitraka ny fandaharanasa andiany 2021-2022

    GENDER LINKS MADAGASCAR : Kaominina 13 no hisitraka ny fandaharanasa andiany 2021-2022

Toy ny isan-taona, mikarakara fihaonambe an-tampony ny Gender Links eto Madagasikara hitondran’ireo mpisehatra rehetra amin’ny ady amin’ny herisetra sy ny

Lire l'article
avril 2024
L M M J V S D
1234567
891011121314
15161718192021
22232425262728
2930