Madatopinfo

 Flash Info

Archive

KANDIDA RIVOARISON RANDRIANASOLO : Hitondra rivo-baovao ho an’ny Oniversiten’Antananarivo

    KANDIDA RIVOARISON RANDRIANASOLO : Hitondra rivo-baovao ho an’ny Oniversiten’Antananarivo

« Miaraka anaty fahasamihafana ho fampandrosoana ny Oniversiten’Antananarivo », io no teny filamatry ny Profesora Randrianasolo Rivoarison, kandida ho Filohan’ny Oniversiten’Antananarivo. Tsiahivina fa ny 1 Febroary lasa teo izy no nanambara tamin’ny

Lire l'article

TSENABEN’NY FIZAHANTANY: Hotanterahana ny 31 martsa ka hatramin’ny 2 aprily ny andiany fahadimy

    TSENABEN’NY FIZAHANTANY: Hotanterahana ny 31 martsa ka hatramin’ny 2 aprily ny andiany fahadimy

Tafiditra tanteraka ao anaty tondrozotran’ny fitondram-panjakana amin’ny alalan’ny ministeran’ny Fizahantany ny fampiroboroboana ny sehatry ny fizahantany eto Madagasikara. Ampinga iray hahatongavana amin’izany fisian’ny « Tsenaben’ny Fizahantany ». Araka ny fampahafantarana nandritra ny

Lire l'article

ESTIIM’ : Nanokafana ny « cafe thé-matique 2022» ny lohahevitra mikasika sy adin’ny Ukraine sy Russie

    ESTIIM’ : Nanokafana ny « cafe thé-matique 2022» ny lohahevitra mikasika sy adin’ny Ukraine sy Russie

Tsy mihonona fotsiny amin’ny taranja ratovona ao an-tsekoly ny mpianatry ny sekoly ambony tsy miankina ESTIIM’ (Engineering School of Tourism, Informatics, Interpreteship and Management), misy ihany koa ny tetikasa izay

Lire l'article

PLATEFORME ETAT REGIONAL: Hanolotra rafitra sy Lalàm-panorenana vaovao eto Madagasikara

    PLATEFORME ETAT REGIONAL: Hanolotra rafitra sy Lalàm-panorenana vaovao eto Madagasikara

« Lova tsara apetraka ho an’ny taranaka faramandimby » io no teny filamatry ny Plateforme Etat Régional izay tafatsangana tamin’ny fomba ofisialy ny zoma 18 martsa lasa teo teny Anosy ary nampahafantarina

Lire l'article

SYNAD : Voafidy ho Filoha vaovao i Paolo Emilio Raholinaivo Solonavalona

    SYNAD : Voafidy ho Filoha vaovao i Paolo Emilio Raholinaivo Solonavalona

Tontosa ny zoma 18 martsa teo teny Anjomakely ny Fivoriamben’ny Synad (Syndicat National des Administrateurs Civils de Madagascar) izay natrehan’ny

Lire l'article

RAHARAHA CNAPS: Mitaky fitsirihana momba ny fitantanana ny Randrana Sendikaly

    RAHARAHA CNAPS: Mitaky fitsirihana momba ny fitantanana ny Randrana Sendikaly

« Mila hadihadiana lalina ny vola nivoaka rehetra fa tsy tokony hihonona fotsiny amin’ny fampidirana am-ponja ireo tompon’andraikitra ambony eo anivon’ny

Lire l'article

FIKAMBANANA TOKOTANY BE : Nankasitraka ny fanapahan-kevitry ny Ben’ny Tanàna momba ny fandaminana ny « parking »

    FIKAMBANANA TOKOTANY BE : Nankasitraka ny fanapahan-kevitry ny Ben’ny Tanàna momba ny fandaminana ny « parking »

Niravona ny disadisa momba ilay raharaha « parking » eny Mahamasina sy ny manodidina. Tsy nandamoaka ny fihaonana tamin’ny Ben’ny Tanàna an’Antananarivo

Lire l'article

TANA DESIGN WEEK ANDIANY VOALOHANY : Hampamiratra ny asa famoronona sy ny tontolon’ny zavakanto

    TANA DESIGN WEEK ANDIANY VOALOHANY : Hampamiratra ny asa famoronona sy ny tontolon’ny zavakanto

Mendrika hasongadina ny sehatry ny hai-tao malagasy ahafahana mampivelatra ny harem-pamoronana sy ny kolontsaina eto an-toerana. Amin’ny alalan’ny « Tana design

Lire l'article

FIKAMBANANA RENY SY NY ANKIZY : Niavaka ny fanamarihany ny 8 martsa teny Andranonahoatra Itaosy

    FIKAMBANANA RENY SY NY ANKIZY : Niavaka ny fanamarihany ny 8 martsa teny Andranonahoatra Itaosy

Andry iankinan’ny fikarakarana ao an-tokantrano amin’ny ankapobeny ny renim-pianakaviana, maro ny adidy aman’andraikitra sahaniny eo anivon’ny ankohonany sy ny fiaraha-monina

Lire l'article

FEPETRA FISOKAFAN’NY SISINTANY: Mitaky fihaonana amin’ny fitondram-panjakana ny sehatra tsy miankina

    FEPETRA FISOKAFAN’NY SISINTANY: Mitaky fihaonana amin’ny fitondram-panjakana ny sehatra tsy miankina

Tandindomin-doza ny toekarena eto Madagasikara, io no azo hamehezana ny fanambarana niraisan’ny fivondronan’ny sehatra tsy miankina izay notanterahana teny Ankorondrano

Lire l'article
mars 2022
L M M J V S D
 123456
78910111213
14151617181920
21222324252627
28293031