Madatopinfo

 Flash Info

Archive

ANTOKO POLITIKA UNDD : Naneho ny heviny momba ny raharaham-pirenena sy ny hetsika hotanterahany

    ANTOKO POLITIKA UNDD : Naneho ny heviny momba ny raharaham-pirenena sy ny hetsika hotanterahany

Nangina, tsy naharenesam-peo tanatin’ny fotoana maromaro izay ny antoko Union Nationale pour le Développement et la Démocratie na UNDD. Nifoha tamin’ny torimasony kosa ary avy hatrany dia naneho ny heviny

Lire l'article

SANGANASAN-DRAMILY : Manodidina ny 46 no sary hampirantiana etsy amin’ny Hakanto Cotemporary

    SANGANASAN-DRAMILY : Manodidina ny 46 no sary hampirantiana etsy amin’ny Hakanto Cotemporary

« Ramily ilay nanao ny maraina », io no lohahevitra nosafidiana mandritra ny fampirantiana sary izay tanterahana etsy amin’ny Hakanto Cotemporary, Alhambra Gallery Ankadimbahoaka rihana faharoa manomboka ny sabotsy 30 Aprily ka

Lire l'article

PSIKOLOGY ETO MADAGASIKARA: Niakatra 20 isan-jato ireo mpitsidika ny tranokala

    PSIKOLOGY ETO MADAGASIKARA: Niakatra 20 isan-jato ireo mpitsidika ny tranokala

Tsy fahitan-tory, fahasemporana, tsy fifantohana, ireo no isan’ny voka-dratsy ara-batana ateraky ny fitaintainana na ny tebiteby. Izany indrindra no nahatonga ny Holatry ny psikology eto Madagasikara nisafidy io lohahevitra io ary

Lire l'article

FIKAMBANANA MEG: Homarihana amin’ny hetsika isan-karazany ny andro maneran-tany ho an’ny dihy

    FIKAMBANANA MEG: Homarihana amin’ny hetsika isan-karazany ny andro maneran-tany ho an’ny dihy

Manomboka amin’ny 4 taona ny ankizy amin’ny ankapobeny no efa misehatra sahady amin’ny dihy. Tsy ho an’ny ankizy ihany anefa fa misy ho an’ny salan-taona rehetra izany arakaraka ny karazana

Lire l'article

MINISTERAN’NY FANABEAZAM-PIRENENA: Mpampianatra voaray ho mpiasam-panjakana miisa 1.7075 no hisitraka fiofanana

    MINISTERAN’NY FANABEAZAM-PIRENENA: Mpampianatra voaray ho mpiasam-panjakana miisa 1.7075 no hisitraka fiofanana

Tafiditra ao anatin’ny veliranon 13 an’ny Filoham-pirenena ny fisitrahan’ny malagasy rehetra fanabeazana tsara kalitao. Hanatrarana izany, manolotra fanofanana mpampianatra voaray

Lire l'article

FANDAHARAN’ASA PPAB: Niainga ny famolavolana paikady mampiaty ny fiovan’ny toertr’andro sy mahatsangy ny tanàn-dehibe

    FANDAHARAN’ASA PPAB: Niainga ny famolavolana paikady mampiaty ny fiovan’ny toertr’andro sy mahatsangy ny tanàn-dehibe

Manodidina ny 77 isan-jato ny mponina eto Madagasikara dia miaina any amin’ireny toeram-ponenana tsizarizary ireny raha ny atontan’isa voaray. Ezaka

Lire l'article

SOS VILLAGES D’ENFANTS: Faritra 4 no nisitraka ny tetikasa QUAPEM nandritra ny 3 taona

    SOS VILLAGES D’ENFANTS: Faritra 4 no nisitraka ny tetikasa QUAPEM nandritra ny 3 taona

Notanterahana teny Antaninarenina ny alakamisy 15 aprily ny famaranana ny tetikasan’ny SOS Villages d’Enfants izay antsoina hoe : « QUAPEM » na

Lire l'article

MICC : Hentitra ny fanaraha-maso ny famerana ny vidin’entana farany ambony eny an-tsena

    MICC : Hentitra ny fanaraha-maso ny famerana ny vidin’entana farany ambony eny an-tsena

Nanatanteraka fisafoana teny amin’ny tsena Mahamasina, Anosibe ary Tanjombato ny teo anivon’ny ministeran’ny Fampiroboroboana ny Indostria sy ny Varotra ary

Lire l'article

PFSCE: Nanamarika ny andro manerantany ho an’ny ankizin’ny lalana

    PFSCE: Nanamarika ny andro manerantany ho an’ny ankizin’ny lalana

12 Aprily, andro hanamarihana ny andro manerantany ho an’ny ankizy mirenireny an-dalambe, « Izaho dia ankizin’ny lalana dia maniry mba

Lire l'article

TSENABEN’NY SOKOLA ANDIANY FAHA EFATRA: Mpandray anjara matihanina 30 no nandray anjara

    TSENABEN’NY SOKOLA ANDIANY FAHA EFATRA: Mpandray anjara matihanina 30 no nandray anjara

Na dia teo aza ny krizy iraisampirenena nitranga izay nampitaraina ireo mpandraharaha ara-barotra malagasy ka tsy nahafahan’izy ireo nihetsika nandritra

Lire l'article
avril 2022
L M M J V S D
 123
45678910
11121314151617
18192021222324
252627282930