Madatopinfo

 Flash Info

Archive

MINSANP: Hetsika niavaka no nanamarihana ofisialy ny andro manerantany ho an’ny fahasalamana

    MINSANP: Hetsika niavaka no nanamarihana ofisialy ny andro manerantany ho an’ny fahasalamana

Zo fototra ho an’ny olombelona ny fahasalamana no sady antoky ny fampandrosoana. Velirano fahadimy Filoham-pirenena ihany koa ny fahasalamana ho an’ny rehetra, tsy hanavahana sokajin-taona ary tafiditra anaty politika ankapobeny

Lire l'article
avril 2022
L M M J V S D
 123
45678910
11121314151617
18192021222324
252627282930