ACTUAL TEXTILES : INTIMIDATION ET TENTATIVE DE CORRUPTIONUn de nos confrères journalistes a été la cible d’invectives de la part du Directeur des Ressources Humaines de la société Actual textiles dont les dirigeants ne sont autres que...
ASA FANAOVAN-GAZETY: Melohina ny fanosoram-potaka an’ny MadaTopInfo“Ny ekipan’ny gazety MadaTopInfo dia manambara an-kariary fa tsy nisy ary tsy misy ny vaovao izay lazaina fa apariaka amin’ity rohy ity (https://www.madatopinfo.com/?p=5346) ka mahasaringotra olona ambony amin’izao fotoana izao....
Zo fototra ho an’ny olombelona ny fahasalamana no sady antoky ny fampandrosoana. Velirano fahadimy Filoham-pirenena ihany koa ny fahasalamana ho an’ny rehetra, tsy hanavahana sokajin-taona ary tafiditra anaty politika ankapobeny
Miaro tena aho, ho fiarovako ny hafa. Notanterahana nandritra ny 18 volana ny tetikasa MITEHAFA izay niarahan’ny ONG Humanité & Inclusion sy ny Douleurs Sans Frontières ary ny SOS Villages