Mateti-pitranga eny anivon’ny fiarahamonina ny ady tany, isan’ny mampirongatra izany ny fisian’ireo mpisoloky ny asa fandrefesan-tany. Mitarika fahasimban’ity sehatra ity anefa izany ary mahatonga ny vahoaka sasany tsy mahatoky ireny
Archive


Maro no efa nisitraka ny fanovozam-pahalalana teny frantsay teo anivon’ny Alliance Française Antananarivo, manodidina ny 15.000 izy ireo raha ny antontan’isa voaray tamin’iny taon-dasa iny. Amin’ity 2022 ity, manamarika ny

Taorian’ny rivodoza sy rotsak’orana nisesy teto amin’ny firenena izay namela takaitra goavana teto Madagasikara, nanapa-kevitra ny hanatanteraka hetsika antsoina hoe : « Tolo-tanana voinkava-mahatratra » ny CNFM (Conseil National des Femmes de

Isan’ny olana sedrain’ny mpanao asa tanana malagasy ny tsy fahafahana manavao ny vokatra ampiasainy, eo ihany koa ny entana mitobaka avy any ivelany ka manimba ny vita eto an-toerana. Ho

Tapitra ny zoma lasa teo ny 15 andro nomen’ny mpiara-dia amin’ny fikambanana Akata Zana-drazana ireo ray amandreny tompon’andraikitra manoloana ny

Nifamotoana teny Ampandrianomby misy ny foiben’ny ministeran’ny Harena an-kibon’ny tany sy ny harena stratejika ny teo anivon’ny USAM-SVS Randrana Sendikaly

Manoloana ny rotsak’orana sy ny rivodoza nisesy teto Madagasikara izay namela takaitra goavana tamina Faritra 17 indrindra tany amin’ny ny

Mezbine Hiridjee et Ilan Yves Hiridjee en Liberté… Provisoire! Selon l’arrêt Numéro 7 du 07 Février 2022, rendu par la

Mitohy hatrany ny fanampiana ireo mpiray tanindrazana niharam-pahavoazana vokatry ny fandalovan’ny rivodoza Batsirai teto Madagasikara izay namoizana ain’olona sy naharava

Manoloana ny takaitra navelan’ny rotsakorana nisesy sy ny fihotsahan’ny tany tamin’ny toerana maro ka namoizana aina sy nanimba trano fonenana,