Madatopinfo

 Flash Info

GENDER LINKS MADAGASCAR : Kaominina 13 no hisitraka ny fandaharanasa andiany 2021-2022

GENDER LINKS MADAGASCAR : Kaominina 13 no hisitraka ny fandaharanasa andiany 2021-2022

    GENDER LINKS MADAGASCAR : Kaominina 13 no hisitraka ny fandaharanasa andiany 2021-2022

Toy ny isan-taona, mikarakara fihaonambe an-tampony ny Gender Links eto Madagasikara hitondran’ireo mpisehatra rehetra amin’ny ady amin’ny herisetra sy ny fametrahana ny miralenta. Tamin’ity taona ity, teny Antaninarenina no nanatanterahan’ity

Lire l'article

DOCTORIALES 2022 : Niavaka ny fanamarihana ny andiany faha-8

    DOCTORIALES 2022 : Niavaka ny fanamarihana ny andiany faha-8

Notanterahina ny 6 ka hatramin’ny 9 desambra lasa teo teny amin’ny Trano famakiamboky eo anivon’ny oniversite an’Antananarivo ny « doctoriales 2022 » andiany fahavalo, nampitondraina ny lohahevitra hoe : « Ny fikarohana sy fitondrana

Lire l'article

STK FJKM : Handray anjara amin’ny fanohanana ny fanangana fiangonanana ao Bemahatazana

    STK FJKM : Handray anjara amin’ny fanohanana ny fanangana fiangonanana ao Bemahatazana

« Fa aoka ho tonga fianarana ho an’ny mino ianao » I Tim 4 : 12b, io no lohahevitra hoenti-manohana ny fananganana trano fiangonana ao Bemahatazana Miandrivazo SP 36. Mikarakara hetsika ara-pilazantsara lehibe

Lire l'article

TAOM-PIANARANA 2022-2023: Namoaka ny tetiandro hanatanterahana ny fanadinana CEPE sy BEPC ny Ministera

    TAOM-PIANARANA 2022-2023: Namoaka ny tetiandro hanatanterahana ny fanadinana CEPE sy BEPC ny Ministera

Araka ny didim-panjakana laharana 32731/2022/MEN navoakan’ny Minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena ny 5 desambra 2022, izay mifehy ny tetiandro hanatanterahana sy fisokafana ary fikatonan’ny fisoratana anarana ho amin’ny fanadinam-panjakana CEPE sy BEPC ny

Lire l'article

FANISANA NY MPIFIDY: Olompirenena 5.071.688 no voasoratra anarana hatramin’ny 28 Novambra

    FANISANA NY MPIFIDY: Olompirenena 5.071.688 no voasoratra anarana hatramin’ny 28 Novambra

Hatramin’ny nanombohan’ny fanavaozana tanteraka ny lisitry ny mpifidy tamin’ny 01 Oktobra lasa teo, 5.071.688 amin’ny 13.593.006 izay manome salan’isa 37,31

Lire l'article

RANDRANA SENDIKALY : Nihamafy ny hetsika fitakiana ny ady amin’ny herisetra eny anivon’ny toeram-piasana

    RANDRANA SENDIKALY : Nihamafy ny hetsika fitakiana ny ady amin’ny herisetra eny anivon’ny toeram-piasana

Diabe niainga eto Ankadimbahoaka, nizotra nankany amin’ny Fansan-karana ary nifarana teny Anosy ny hetsika nanamarihan’ny Randrana sendikaly ny Andro iraisampirenena

Lire l'article

HAKANTO COTEMPORARY : Hitohy hatramin’ny faran’ny volana Martsa 2023 ny fampirantiana « Revue noire »

    HAKANTO COTEMPORARY : Hitohy hatramin’ny faran’ny volana Martsa 2023 ny fampirantiana « Revue noire »

« Esprit revue noire une collection fondatrice » io no lohahevitra mandritra ny fampirantiana izay tanterahana etsy amin’ny Hakanto Cotemporary,

Lire l'article

ONG COEUR EQUITABLE: Nanolotra herinandro ho an’ny fitsaboana ny areti-po teny Soanierana

    ONG COEUR EQUITABLE: Nanolotra herinandro ho an’ny fitsaboana ny areti-po teny Soanierana

Araka ny vokatry ny fanadihadiana voaray, nandritra ny 25 taona (1992-2016) tao amin’ny Hopitaly Joseph Raseta Befelatanana dia mahatratra 6 872

Lire l'article

ECPAT FRANCE MADAGASCAR : Faritra 6 manerana ny Nosy no hisitraka ny « tetikasa MIRA »

    ECPAT FRANCE MADAGASCAR : Faritra 6 manerana ny Nosy no hisitraka ny « tetikasa MIRA »

Ny fahantrana, ny faharefon’ny fampiharana lalàna, ny lafiny ara-pahasalamana : ireo no isan’ny mahatonga ny vehivavy na ny ankizivavy iharan’ny herisetra

Lire l'article

VISA AKORY: Maimaim-poana ny fanokafana ny kaonty ho an’ny mpanjifan’ny Orange Money

    VISA AKORY: Maimaim-poana ny fanokafana ny kaonty ho an’ny mpanjifan’ny Orange Money

Ho afa-pahasahiranana ireo mpanjifan’ny Orange Money mpikirakira fiantsenana « en ligne » noho ny fisian’ny Visa Akory izay mifandray amin’ny laharana finday

Lire l'article
avril 2024
L M M J V S D
1234567
891011121314
15161718192021
22232425262728
2930