Madatopinfo

 Flash Info

ANTSO FIARAHAMONINA KRISTIANA : Hametraka paikady goavana amin’ny fitantanana lavitry ny kolikoly

ANTSO FIARAHAMONINA KRISTIANA : Hametraka paikady goavana amin’ny fitantanana lavitry ny kolikoly

    ANTSO FIARAHAMONINA KRISTIANA : Hametraka paikady goavana amin’ny fitantanana lavitry ny kolikoly

Apinga mankany amin’ny fampandrosoana ny firenena ny fisian’ny « tsara tantana ». Ho an’ny Antso Fiarahamonina Kristiana na AFK, manana « logiciel » goavana ahafahana mitantana ny sehatra rehetra moderna izay mila hapetraka

Lire l'article

TANA DESIGN WEEK : Hisokatra eo amin’ny sehatra iraisampirenena ny andiany faharoa

    TANA DESIGN WEEK : Hisokatra eo amin’ny sehatra iraisampirenena ny andiany faharoa

Mendrika hasongadina ny sehatry ny hay famoronana hampivelatra ny haren-tsaina sy ny kolontsaina eto an-toerana ary misokatra amin’izao tontolo izao ka amin’ny alalan’ny « Tana design week » no hanehoana

Lire l'article

FIFIDIANANA 2023 «Miankina amin’ny enti-miatrika ny ho fandraisana anjaran’ny Malagasy any ivelany»

    FIFIDIANANA 2023 «Miankina amin’ny enti-miatrika ny ho fandraisana anjaran’ny Malagasy any ivelany»

Taonan’ny fifidianana ho Filoham-pirenena ity taona ity, milaza ho vonona hatrany ny CENI ary miezaka mitady vahaolana hatramin’ny fahafahan’ny havana any dilam-bato mifidy. 9 675 145 ireo tafiditra anaty lisitry

Lire l'article

FAMORONANA ARA-JAVAKANTO: Tanora 6 mianadahy no nisitraka tohana ara-bola

    FAMORONANA ARA-JAVAKANTO: Tanora 6 mianadahy no nisitraka tohana ara-bola

Mahasarika tanora malagasy amin’izao vanim-potoana izao ny zavakanto izay amin’ny endriny maro samy hafa. Isan’ny olana sedrain’izy ireo anefa ny tsy fahampian’ny sehatra hahafahan’izy ireo mamoaka ny talentany sy ny

Lire l'article

STARTUP WEEKEND EDUCATION : Nexta Andranomena no nampiantrano ny andiany faharoa

    STARTUP WEEKEND EDUCATION : Nexta Andranomena no nampiantrano ny andiany faharoa

Ho fanohanana ireo tanora malagasy vao misandratra eo amin’ny tontolon’ny fandraharahana, nikarakara hetsika izay antsoina hoe : « Startup weekend education » ny

Lire l'article

RADIO FANAMBARANA: Nankalazaina teny amin’ny Coliseum ny famaranana ny faha-25 taonany

    RADIO FANAMBARANA: Nankalazaina teny amin’ny Coliseum ny famaranana ny faha-25 taonany

Efa mahenika manerana ny Nosy hatrany ampitan-dranomasina toy ny any Israely, Etazonia, Canada, Rosia, Chine, Allemagne, Eôropa ny Radio Fanambarana

Lire l'article

FANAVAOZANA NY LISITRY NY MPIFIDY : Hihemotra hatramin’ny 31 Janoary 2023 ny fanisana isan-tokantrano

    FANAVAOZANA NY LISITRY NY MPIFIDY : Hihemotra hatramin’ny 31 Janoary 2023 ny fanisana isan-tokantrano

Miisa 7.211.285 ny olompirenena voasoratra anarana voasoratra anatin’ny lisitry ny mpifidy hatreto, araka ny antontan’isa farany avy amin’ny CENI raha

Lire l'article

ESTIIM’ : Mpianatra 141 mianadahy no nivoaka tamin’ny andiany « Manjaka »

    ESTIIM’ : Mpianatra 141 mianadahy no nivoaka tamin’ny andiany « Manjaka »

Nentina nankalazana ny ivon’ny faha-20 taona nijoroan’ny sekoly ambony tsy miankina ESTIIM’ (Engineering School of Tourism, Informatics, Interpretership and Management)

Lire l'article

ONIVERSITE ESTIIM’ : Mankalaza ny faha-20 taona nanabeazana

    ONIVERSITE ESTIIM’ : Mankalaza ny faha-20 taona nanabeazana

« Avy aminao ny harena sy ny voninahitra, ary ianao no manjaka amin’izao rehetra izao » (I TAN. 29 ;

Lire l'article

TETIKASA PIATT : Nanatanteraka fivoriana ireo mpisehatra amin’ny fanatsarana ny toeram-ponenena tsizarizary

    TETIKASA PIATT : Nanatanteraka fivoriana ireo mpisehatra amin’ny fanatsarana ny toeram-ponenena tsizarizary

6Tombanana ny 134 amin’ireo fokontany 192 mandrafitra ny Kaominina Antananarivo Renivohitra (CUA) no miaina any amin’ireny toeram-ponenana tsizarizary ireny raha

Lire l'article
avril 2024
L M M J V S D
1234567
891011121314
15161718192021
22232425262728
2930