Manan-danja sy tantara ho an’ny mpino silamo rehetra ny famaranana ny volana Ramadan na « Eïd el-Fitr ». Niavaka ny fankalazana ity andro lehibe ity ho an’ny Fikambanan’ny Silamo Malagasy iombonan’ny Fiombonamben’ny
FINOANA SILAMO: Mibahan-toerana ny asa sosialy ho fanampiana ny mpiray tanindrazana
Le lancement des initiatives ambitieuses après une phase de conceptualisation et d’ingénierie de Rio Tinto QMM et FMFP a eu lieu, à Fort Dauphin, ce 21 avril. Le renforcement de
« Jacques Rabemananjara œuvre poétique », io no lohatenin’ilay boky nosoratan’i Dominique Ranaivoson, mpanoratra sady mpampianatra mpikaroka. Tonga eto Madagasikara ny tenany hampahafantatra ity sangan’asany ity ho an’ny mpamaky sy mpitia boky
Isan’ny mandray anjara mavitrika amin’ny fampivoarana sy famirampiratan’ ny zava-kanto malagasy ny Telma amin’ny alalan’ny fiaraha-miasa amin’ny mpanakanto avy eto an-toerana. Araka ny fampahafantarana nandritra ny valan-dresaka ho an’ny mpanao
Miroso tsikelikely amin’ny fanarenana ny tontolon’ny fizahantany i Madagasikara amin’izao fotoana izao taorian’ny krizy ara-pahasalamana maneran-tany izay nampitontongana ny tahan’ny
Andro voalohany sady fanokafana tamin’ny fomba ofisialy amin’ny « herinandron’ny serasera sy ny fifandraisan-davitra » ny talata 11 Aprily izay
Isan’ireo firenena miisa 19 handray anjara amin’ny amin’ny tompon-daka maneran-tany amin’ny taranja Basketball «FIBA 2023» ny ekipam-pirenena malagasy Ankoay lehilahy