Ilaina ny fandrindrana ny fiterahana hisorohana ny vohoka aloha loatra ho an’ny tanora sy hampihena ny taham-pahafatesan’ny reny sy ny zaza. Raha ny loharanom-baovao avy amin’ny UNFPA, ny 52,8 isan-jaton’ny
Toutes les actualités


Manaiky an’i Mvola izao tontolo izao. Nampahafantarina tamin’ny fomba ofisialy ny zoma 2 Oktobra lasa teo ilay zava-baovao entin’ny Mvola, dia ny « Carte Visa Mvola » izany. Hanamora ny fifanakalozana ara-bola

Aman-taonany maro izay no tsy nisian’ny hetsika goavana tany amin’iny tananan’Ambila Lemaitso iny. Amin’ity volana Oktobra ity dia hamelona ny hatsaran’izany toerana izany i Nyrado Events amin’ny alalan’ny hetsika antsoina

Notanterahana teny Antanimena ny 17 sy 18 septambra ny atrikasa fanentanana sy fanofanana momba ny fanaovan-gazety siantifika ho an’ireo vehivavy

Notanterahana ny alakamisy lasa teo teny amin’ny Hotel Panorama Andrainarivo ny fikaonandohan’ny antoko politika sy ny Vovonan’ny Parlemantera. Maro ny