Isan’ireo ozinina mpamokatra zava-pisotro Star voakasiky ny fiatoana vonjimaika ny tao Antsirabe iray volana lasa izay, noho ny olana ateraky ny valanaretina Coronavirus eto amintsika. Na dia izany aza, tsy
Toutes les actualités

Niteraka resa-be teny amin’ireny tambajotran-tserasera isan-karazany ireny tao anatin’ny ora maromaro izay ny mikasika ny olana sedrain’ny orinasa Star amin’izao

Miditra ao anatin’ny fahamehana ara-pahasalamana andiany faha-10 ny tanin’ny Repoblikan’i Madagasikara amin’izao fotoana izao. Maro ny teboka notsindrian’ny Praiministra Ntsay