Madatopinfo

 Flash Info

Actualités Malgaches

OPÉRATION SMILE ETO MADAGASIKARA : Nitondra ny anjara birikiny hiadiana amin’ny covid-19

    OPÉRATION SMILE ETO MADAGASIKARA : Nitondra ny anjara birikiny hiadiana amin’ny covid-19

Manoloana ny fahamehana ara-pahasalamana sy ho fanajana ireo fepetra rehetra mandritra izao ady amin’ny valan’aretina covid-19 eto amintsika izao, dia fantatra fa tsy afaka manatanteraka ny hetsika fandididiana ireo olona

Lire l'article

ÉDITION SPECIALE CORONAVIRUS : RELIJIOZY AVY ANY ITALIA TRATRY NY CONVID19 TETO MADAGASIKARA.

    ÉDITION SPECIALE CORONAVIRUS : RELIJIOZY AVY ANY ITALIA TRATRY NY CONVID19 TETO MADAGASIKARA.

  Araka ny resaka manokana nifanaovana tamin’ny mpiandraikitra ny fitiliana TDR, heverina fa teto Madagasikara efa nitoetra andro maro vao voan’ny tsimokaretina coronavirus ilay Relijiozy vavy tany Faradofay fa tsy

Lire l'article

ADY AMIN’NY COVID-19: Nanolotra fanafody Hydroxychloroquine ho an’ny Fanjakana malagasy ny Fondation Axian

Firenena maro no mbola miady mafy ao anatin’ny fiatrehana ny areti-mandoza coronavirus amin’izao fotoana izao, isan’ireo i Madagasikara. Tsy nitazam-potsiny manoloana izany ny Fondation Axian fa avy hatrany dia nanolo-tanana

Lire l'article

2 volana

    2 volana

2 volana mahery nahiboka ary mbola mihiboka ny sinoa vao tsy nisy namindra intsony rehefa nahita faty 3000 mahery. Nijery avy lavitra sy nanantena tsy ho voa ny amerikana, italiana,

Lire l'article

GABORARAKA

  GABORARAKA

GABORARAKA TAHAKA IZAO FRANCE, ALLEMAGNE, ESPAGNE ARY ITALIA 1 VOLANA LASA IZAY.Tsy mbola nisy ny maty tamin’izany satria 14 andro

Lire l'article

FIANGONANA TSENA MORA

  FIANGONANA TSENA MORA

Hoy ny mpanao gazety namana iray, tsy azo atao ny makany am-piangonana fa tsy voafehy ny olompirenena miangona amin’ny varo-mora.

Lire l'article

CORONAVIRUS. MIEZAKA NY FITONDRANA MBA TSY HISY AINA AFOY.

  CORONAVIRUS. MIEZAKA NY FITONDRANA MBA TSY HISY AINA AFOY.

« Miasa mafy mba tsy hisy ny aina afoy ». Hoy ny Filoha Andry Rajoelina, raha nanomboka ny tafa izy ny alarobia

Lire l'article

ZOMA MASINA :

  ZOMA MASINA :

MISAOTRA ANAO IZAHAY RY TOMPO AMIN’NY EZAKY NY FITONDRANA HIARO ANAY AMIN’NY ARETI-MANDOZA SY NY EZAKY NY VAHOAKANAO MIADY AMIN’NY

Lire l'article

Paska 2020

  Paska 2020

Amin’izao andron’ny Paka izao dia hafatra mifono fanantenana no entin’i Madagasikara ho an’izao tontolo izao noho ireo zavaboahary ananany izay

Lire l'article
décembre 2023
L M M J V S D
 123
45678910
11121314151617
18192021222324
25262728293031