Mitontongana ny tontolon’ny fanatanjahantena eto Afrika. Raha ho an’i Madagasikara manokana, maro ny mpampianatra taranja EPS (Education Physique et Sportive) no tsy manana mari-pahaizana mikasika izany, eo koa ny tsy
Actualités Malgaches

Raha vao migadona tahaka izao ny volana febroary dia ao an-tsaina avy hatrany ny fetin’ny mpifankatia izay marihana isaky ny 14 febroary. Amin’ity taona 2021, nanomana hetsika goavana sy miavaka

Velirano laharana fahadimy an’ny Kaominina Antananarivo renivohitra (CUA) ny fametrahana ny toerana ho an’ny tanora ahafahana mampiroborobo ny fanatanjahantena. Ho fanatrarana izany dia misy ny fiaraha-miasa eo amin’ny Fondation Axian

Mitohy hatrany ny fiaraha-miasa eo amin’ny Orange Solidarité Madagascar sy ny GIZ (Deutsche Gesellschaft für Internationale Zusammenarbeit) ny amin’ny fanampiana

“Indro havaoziko ny zavatra rehetra!”. Io no mahalaza ny fanamboarana tanteraka hatrany ifotony indray ny trano fivarotana hani-masaka eo Ambodifilao.

Maro tokoa ny tanora no liana amin’ny tontolon’ny fanatanjahantena eto Madagasikara. Isan’ny sakana ho azy ireny anefa ny tsy fananana

Hatramin’izay 18 taona nijoroan’ny ESTIIM’ na Engineering School of Tourism, Informatics, Interpretership and Management izay, tsy nitsaha-nivoatra ny kalitaon’ny tontolon’ny

Notanterahana ny alatsinainy 21 desambra lasa teo teny amin’ny Fitsarana miady amin’ny kolikoly (PAC) ny raharaha fanodikodinam-bola sy fananan’ireo teratany

Raitra ! Io no filaza azy raha ny fahitana ny sarin’ny Zaimaika ho avy eo. Avo lenta tokoa ny fanalehibeazana