Tandindomin-doza ny toekarena eto Madagasikara, io no azo hamehezana ny fanambarana niraisan’ny fivondronan’ny sehatra tsy miankina izay notanterahana teny Ankorondrano ny alarobia 9 martsa teo. Raha ny sabotsy 5 martsa
Actualités Malgaches
FEPETRA FISOKAFAN’NY SISINTANY: Mitaky fihaonana amin’ny fitondram-panjakana ny sehatra tsy miankina


Sokajiana ho fanoitra lehibe eo amin’ny fianakaviana, fiaraha-monina, toeram-piasana ary indrindra ao anatin’ny sendika ny vehivavy. Amin’ny maha fankalazana ny Andro iraisampirenena ho an’ny zon’ny vehivavy ny 8 martsa, nanamarika

Diabe niala teo amin’ny Lapan’ny tanàna, nitohy tamin’ny fambolena karazan-java-maniry hanatsarana ny endriky ny tanàna tany amin’ny fokontany Ambohidrapeto sy Antsahamasina no nentin’ny Kaominina Ambohidrapeto nakalazana ny Andro iraisampirenena ho

Manana anjara toerana goavana amin’ny fampandrosoana ny firenena ny fahaiza-mintantana indrindra ny ara-toekarena. Mbola betsaka ny orinasa malagasy mila fanohanana

Higadona afaka andro ny fanamarihana iraisampirenena ny andron’ny vehivavy. Samy manana ny fomba entiny hanehoany izany ny fikambanana tsirairay amin’ity

Teboka maro no nivoitra nandritra ny fivoriamben’ny fikambanan’ny orinasa tsy miankina mpikambana ao anatin’ny GEM izay notanterahana teny Anosy ny

Mbola ao anatin’ny ivon’ny vanim-potoanan’ny fahavaratra i Madagasikara amin’izao fotoana izao, ny rotsak’orana ihany koa mbola mitoetra manerana ny faritra

Mateti-pitranga eny anivon’ny fiarahamonina ny ady tany, isan’ny mampirongatra izany ny fisian’ireo mpisoloky ny asa fandrefesan-tany. Mitarika fahasimban’ity sehatra ity

Maro no efa nisitraka ny fanovozam-pahalalana teny frantsay teo anivon’ny Alliance Française Antananarivo, manodidina ny 15.000 izy ireo raha ny