Madatopinfo

 Flash Info

Actualités Malgaches

FAMPIRANTIANA SANGANASA: Haseho amin’ny alalan’ny zava-kanto ny fahaleovantena

    FAMPIRANTIANA SANGANASA: Haseho amin’ny alalan’ny zava-kanto ny fahaleovantena

Hosokafana amin’ny fomba ofisialy eny amin’ny Hakanto Contemporary, Alhambra Gallery Ankadimbahoaka ny sabotsy 9 oktobra amin’ny 3 ora tolakandro ny hetsika ara-kolontsaina izay nampitondraina ny lohateny hoe: « Ny fitiavanay –

Lire l'article

AKORA GASIK’ARA: Hanome sehatra ny mpanao asa tanana vita amin’ny hoditra

    AKORA GASIK’ARA: Hanome sehatra ny mpanao asa tanana vita amin’ny hoditra

Hofampiroboroana ny asa tanana malagasy eto Madagasikara, hisy ny hetsika varotra fampirantiana nampitondraina ny anarana hoe: « Akora gasik’ara » izay karakarain’ny Chez’elles Madagascar. Araka ny nampahafantarina, omaly, teny Andavamamba dia eny

Lire l'article

JOEL ANDRIANOMEARISOA: Hotokanana amin’ny sabotsy ho avy izao eny Analakely ny asa tanany goavana

    JOEL ANDRIANOMEARISOA: Hotokanana amin’ny sabotsy ho avy izao eny Analakely ny asa tanany goavana

Miezaka hatrany ny hanome lanja sy handratana ny kanto sy ny kolontsaina eto Madagasikara ireo mpanakanto malagasy amin’ny alalan’ny fampiratiana amin’ny endriny samihafa. Raha ho an’i Joël Andrianomearisoa manokana dia

Lire l'article

BORIBORINTANY I SY IV: Tokantrano 900 no hisitraka ny tetikasa toeram-ponenana mendrika eto an-drenivohitra

    BORIBORINTANY I SY IV: Tokantrano 900 no hisitraka ny tetikasa toeram-ponenana mendrika eto an-drenivohitra

Notanterahina ny alakamisy 23 septambra teny Anosy ny fanombohana ofisialy ny tetikasa « toeram-ponenana mendrika ho an’ny rehetra » izay hotanterahin’ny fikambanana Fonenana Mendrika amin’ny alalan’ny mpamatsy vola Fondation Abbé Pierre sy

Lire l'article

FITATERANA « TELEPHERIQUE »: Hovitaina mialohan’ny handraisana ny lalao JIOI amin’ny taona 2023 ny tetikasa

  FITATERANA « TELEPHERIQUE »: Hovitaina mialohan’ny handraisana ny lalao JIOI amin’ny taona 2023 ny tetikasa

Taorian’ny fifanaovan-tsonia fifanaraham-piaraha-miasa teo amin’ny fitondram-panjakana Malagasy sy ny Tahirim-bolam-panjakana Frantsay izay notanterahana tany Paris ny 20 septambra lasa teo

Lire l'article

CUA – FONDS YAVARHOUSSEN: Hiara-hiasa hanandratra ny kanto sy ny kolontsaina eto Madagasikara ny roa tonta

  CUA – FONDS YAVARHOUSSEN: Hiara-hiasa hanandratra ny kanto sy ny kolontsaina eto Madagasikara ny roa tonta

Nomarihana tamin’ny alalan’ny fifanaovan-tsonia fifanaraham-piaraha-miasa teo amin’ny Ben’ny Tanàna an’Antananarivo Renivohitra, Naina Andriantsitohaina sy ny Filohan’ny Fonds de Dotation HY

Lire l'article

NICOLAS DUPUIS : Irin’ireo firenena hafa fatratra ho mpanazatra ny ekipany

« Tsy lavina fa maro ny firenena miantso ahy ho mpanazatra ». Io no fanambaran’i Nicolas Dupuis, teto Morondava izao zoma 10

Lire l'article

ACTUAL TEXTILES : INTIMIDATION ET TENTATIVE DE CORRUPTION

Un de nos confrères journalistes a été la cible d’invectives de la part du Directeur des Ressources Humaines de la

Lire l'article

MAHAMASINA: Hotokanana amin’ny fomba manetriketrika ny alakamisy 2 septambra ny kianja Barea

  MAHAMASINA: Hotokanana amin’ny fomba manetriketrika ny alakamisy 2 septambra ny kianja Barea

Nampahafantarina omaly tao amin’ny efitrano natokana hihaonana an’ny mpanao gazety tao Mahamasina, ny mikasika ny fitokanana ny Kianja Barea izay

Lire l'article

EKLESIA EPISKOPALY MALAGASY FARATSIHO : Nakalaza ny faha 135 taona ny “station missionnaire” Anglikana Ramainandro

  EKLESIA EPISKOPALY MALAGASY FARATSIHO : Nakalaza ny faha 135 taona ny  “station missionnaire” Anglikana Ramainandro

Ara- tantara dia anisan’ny toerana niandohan’ny fiangonana Anglikana teto Madagasikara ankoatra ny tany Mahavelona na Full Pointe i Ramainandro. Toerana

Lire l'article
avril 2024
L M M J V S D
1234567
891011121314
15161718192021
22232425262728
2930