Manoloana ny raharaha mikasikan’ireo mpifindra monina any Port-Bergé sy Androy izay mampisy disadisa ara-piaraha-monina, nanatanteraka fihaonana teny anivon’ny Foiben’ny Komitin’ny Fampihavanana Malagasy (CFM) Ampefiloha ny delegasiona avy amin’ny Fikambanan’ny Teraka
Actualités Malgaches

Manoloana ny rivotra mitsoka eto amin’ny firenena amin’izao fotoana izao, nanatanteraka fanambarana tamin’ny alalan’ny valan-dresaka ho an’ny mpanao gazety teny Andrefan’Ambohijanahary ny Vondron’olona Miaro ny Fitondrana na VMF ny zoma

Nanatanteraka fanambarana teny Faravohitra ny alarobia 13 jolay ireo mpikambana ao anatin’ny Filankevim-pitantanan’ny OMDA (Office Malagasy du Droit d’Auteur) niaraka tamin’ireo solontenan’ny sendikan’ny mpanakanto ao aminy. Nambaran’izy ireo fa misy

Manoloana ny resabe izay mihely an-tambazotra samy hafa sy eny anivon’ny toerana rehetra ireny mikasika ny fisondrotan’ny saran-dalana izay mampisavorovoro

Hitan’ny mpikaroka fa misy ny fiovan’ny toetr’andro manerana izao tontolo izao amin’ny ankapobeny, miseho amin’ny endrika maro izany toy ny

Zava-dehibe ho an’ny Fonds Yavarhoussen (Fonds de Dotation HY) izay tarihan’ny Filohany sady Talen’ny Vondrona Filatex, Hasnaine Yavarhoussen, ny tontolon’ny