Hosokafana amin’ny fomba ofisialy eny amin’ny Hakanto Contemporary, Alhambra Gallery Ankadimbahoaka ny sabotsy 9 oktobra amin’ny 3 ora tolakandro ny hetsika ara-kolontsaina izay nampitondraina ny lohateny hoe: « Ny fitiavanay –
Posts From contact@madatopinfo.com

Hofampiroboroana ny asa tanana malagasy eto Madagasikara, hisy ny hetsika varotra fampirantiana nampitondraina ny anarana hoe: « Akora gasik’ara » izay karakarain’ny Chez’elles Madagascar. Araka ny nampahafantarina, omaly, teny Andavamamba dia eny

Miezaka hatrany ny hanome lanja sy handratana ny kanto sy ny kolontsaina eto Madagasikara ireo mpanakanto malagasy amin’ny alalan’ny fampiratiana amin’ny endriny samihafa. Raha ho an’i Joël Andrianomearisoa manokana dia

Taorian’ny fifanaovan-tsonia fifanaraham-piaraha-miasa teo amin’ny fitondram-panjakana Malagasy sy ny Tahirim-bolam-panjakana Frantsay izay notanterahana tany Paris ny 20 septambra lasa teo

Nomarihana tamin’ny alalan’ny fifanaovan-tsonia fifanaraham-piaraha-miasa teo amin’ny Ben’ny Tanàna an’Antananarivo Renivohitra, Naina Andriantsitohaina sy ny Filohan’ny Fonds de Dotation HY

Nampahafantarina omaly tao amin’ny efitrano natokana hihaonana an’ny mpanao gazety tao Mahamasina, ny mikasika ny fitokanana ny Kianja Barea izay

Miara-misalahy ireo olom- boafidy sy voatendry ao amin’ ny Distrikan’ Analalava. Manatanteraka fitetezam- paritra nanomboka tamin’ ny 08 aogositra 2021

Ara- tantara dia anisan’ny toerana niandohan’ny fiangonana Anglikana teto Madagasikara ankoatra ny tany Mahavelona na Full Pointe i Ramainandro. Toerana

Notanterahana ny alatsinainy 23 Aogositra lasa teo ny famindram-pitantanana arak’asa teo amin’ny Kaomandy teo aloha eo anivon’ny zandarmaria, Jeneraly Njatoarisoa