Madatopinfo

 Flash Info

VOLY FIRST IMMO: Toerana 8 eto Antananarivo no hisitraka ny tetikasa amin’ity taona ity

VOLY FIRST IMMO: Toerana 8 eto Antananarivo no hisitraka ny tetikasa amin’ity taona ity

    VOLY FIRST IMMO: Toerana 8 eto Antananarivo no hisitraka ny tetikasa amin’ity taona ity

Isan’ireo olana telo lehibe eto Madagasikara ny tsy fanjarian-tsakafo, ny fialana an-daharana any an-tsekoly ary ny fahasarotana amin’ny fahazoana asa maharitra sy eo amin’ny lafiny karama. Mba hamahana ireo olana

Lire l'article

OZININA STAR ANTSIRABE: Efa miverina amin’ny laoniny ny asa famokarana

    OZININA STAR ANTSIRABE: Efa miverina amin’ny laoniny ny asa famokarana

Isan’ireo ozinina mpamokatra zava-pisotro Star voakasiky ny fiatoana vonjimaika ny tao Antsirabe iray volana lasa izay, noho ny olana ateraky ny valanaretina Coronavirus eto amintsika. Na dia izany aza, tsy

Lire l'article

CSB II ANDOHARANOFOTSY: Mpiasa miisa 20 nahazo fitaovana fiarovana amin’ny Covid-19

    CSB II ANDOHARANOFOTSY: Mpiasa miisa 20 nahazo fitaovana fiarovana amin’ny Covid-19

Azo lazaina ho lohalaharana amin’ny ady amin’ny fihanaky ny valan’aretina Coronavirus ny mpiasan’ny fahasalamana noho izy ireo mifandray, mifanerasera ary mikarakara mivantana ireo mararin’izany areti-mandoza izany eny amin’ireny ivon-toeram-pitsaboana isan-karazany

Lire l'article

ORANGE SOLIDARITE MADAGASCAR: Nanolotra ny fanomezana andiany fahatelo teny amin’ny CCO Ivato

    ORANGE SOLIDARITE MADAGASCAR: Nanolotra ny fanomezana andiany fahatelo teny amin’ny CCO Ivato

Mitohy hatrany ny fandraisana andraikitra sy ny ezaka ataon’ny Orange Madagascar amin’ny ady amin’ny fihanaky ny valan’aretina Covid-19 eto amintsika. Efa nitondra ny anjara birikiny tamin’ny alalan’ny fanomezana fitaovana sy

Lire l'article

LIONS CLUB MADAGASCAR: Nanolotra fitaovana mitentina 10.000 dolara hiadiana amin’ny Covid-19

    LIONS CLUB MADAGASCAR: Nanolotra fitaovana mitentina 10.000 dolara hiadiana amin’ny Covid-19

Ao anatin’izao vanim-potoana sarotra mikasika ny ady amin’ny Covid-19 lalovan’ny firenentsika izao dia ilaina ny fifanohanana sy ny firaisan-kinan’ny rehetra

Lire l'article

Lancement du portail mondial de signalement contre les abus et exploitation sexuelle en ligne à Madagascar

    Lancement du portail mondial de signalement contre les abus et exploitation sexuelle en ligne à Madagascar

Antananarivo, 13 août 2020 : Madagascar aura dorénavant accès à l’appui international pour signaler les abus et exploitation en ligne.

Lire l'article

STAR: Nanolotra TDR miisa 100 ho an’ny Kaominina Ambatolampy

    STAR: Nanolotra TDR miisa 100 ho an’ny Kaominina Ambatolampy

Fotoana hifanomezan-tanana sy hiraisan-kina izao. Ankoatra ny famokarana zava-pisotro, isan’ny nahafantarana ny orinasa Star nandritra izay taona maro nijoroany izay

Lire l'article

CHU ANOSIALA SY HJRB: Nahazo fanampiana ara-pitaovana avy amin’ny Fondation Axian

    CHU ANOSIALA SY HJRB: Nahazo fanampiana ara-pitaovana avy amin’ny Fondation Axian

Raha ny tarehimarika farany navoakan’ny Foibem-pibaikoana momba ny Covid-19 (CCO) omaly alatsinainy 3 Aogositra, miisa 84 ireo olona voan’ny Covid-19

Lire l'article

FARITRA VAKINANKARATRA: Miara-mientana miady amin’ny kolikoly sy ny Covid-19 ny zandary

    FARITRA VAKINANKARATRA: Miara-mientana miady amin’ny kolikoly sy ny Covid-19 ny zandary

Ankoatra ny Faritra Analamanga, isan’ireo toerana ahitana trangana valan’aretina Coronavirus ihany koa ny ao Vakinankatra. Araka izany, samy manao izay

Lire l'article

FIANTRAIKAN’NY COVID-19: Mitsahatra tsy mihodina aloha ny ozinina mpamokatra zava-pisotro Star

    FIANTRAIKAN’NY COVID-19: Mitsahatra tsy mihodina aloha ny ozinina mpamokatra zava-pisotro Star

Niteraka resa-be teny amin’ireny tambajotran-tserasera isan-karazany ireny tao anatin’ny ora maromaro izay ny mikasika ny olana sedrain’ny orinasa Star amin’izao

Lire l'article
mai 2024
L M M J V S D
 12345
6789101112
13141516171819
20212223242526
2728293031