Madatopinfo

 Flash Info

Toutes les actualités

SEKOLY TELMA: Hiampy 290 mahery ireo ankizy hisitraka ny fotodrafitrasa « préscolaire »

    SEKOLY TELMA: Hiampy 290 mahery ireo ankizy hisitraka ny fotodrafitrasa « préscolaire »

Fototra iray manamora ny fidiran’ny ankizy ao amin’ny kilasy taona voalohany (CP1) ny fandalovana amin’ny akany fibeazana na « préscolaire ». Ankehitriny, niampy 5 indray ny sekoly fanabeazana fototra (EPP) eto Antananarivo

Lire l'article

AMBAVAHADITOKANA AMBOHIDRAPETO ANKADIMANGA : ONG Merci, miasa amin’ny fampandrosoana ifotony eny Itaosy

    AMBAVAHADITOKANA AMBOHIDRAPETO ANKADIMANGA : ONG Merci, miasa amin’ny fampandrosoana ifotony eny Itaosy

« Fampandrosoana mampiaty eny ifotony, dingana famolavolana drafitr’asa sy tetibola mampiaty eny anivon’ny kaomina ». Io no teny filamatry ny fampiofanana an’ireo manana fahasembanana sy mpiantsehatra ary manampahefana eo anivon’ny kaominina Ankadimanga,

Lire l'article

LOHARANOMBATO, KAOMININA AMBAVAHADITOKANA ITAOSY : Nahita masoandro ny APHL sembana sy sahirana ara-pahitana

    LOHARANOMBATO, KAOMININA AMBAVAHADITOKANA ITAOSY :  Nahita masoandro ny APHL sembana sy sahirana ara-pahitana

Tafatsangana ny marainan’ny 8 Jiona teo ny fikambanan’ny olona manana fahasembanana ao amin’ny kaominina Ambavahaditokana, fokontany Loharanombato izay manana ny birao fiasany ao Ambohikely. Nambara ofisialy ary fa APHL, na

Lire l'article

MINISTERAN’NY FAMBOLENA, FIOMPIANA ARY JONO : Tomponandraikitra mitavozavoza no ahiana nahavoaroaka ireo ECD efa saika ho ELD

    MINISTERAN’NY FAMBOLENA, FIOMPIANA ARY JONO : Tomponandraikitra mitavozavoza no ahiana nahavoaroaka ireo ECD efa saika ho ELD

Efa ho ELD na “employé à longue durée” ireo mpiasa 36 ECD na « employé à courte durée  » an’ny Ministeran’ny Fambolena sy ny Fiompiana ary Jono izay voakipily tampoka, ny

Lire l'article

HAKANTO CONTEMPORARY: Hitohy hatramin’ny 4 Septambra 2021 ny fampiratiana « Beyond all you are mine »

  HAKANTO CONTEMPORARY: Hitohy hatramin’ny 4 Septambra 2021 ny fampiratiana « Beyond all you are mine »

« Beyond all you are mine », fanambarana feno hafaliana manoloana ny ho avy manjavozavo. Hatraiza ny fetra! Hanao ahoana ny ampitso »,

Lire l'article

RANDRANA SENDIKALY: Mitaky ny hijerena vahaolana haingana mikasika sidina an’habakabaka

  RANDRANA SENDIKALY: Mitaky ny hijerena vahaolana haingana mikasika sidina an’habakabaka

Fahaverezan’asa, tsy fahampian’ny karama, ireo no isan’ny olana goavana mianjady amin’ireo mpiasa an’arivony eo amin’ny sehatry ny fitaterana an’habakabaka amin’izao

Lire l'article

PANTEKOTY ARSIDIOSEZY TOLIARY : Nahazo mangahazo iray gony ny Arseveka

  PANTEKOTY ARSIDIOSEZY TOLIARY : Nahazo mangahazo iray gony ny Arseveka

Araka ny fampitam-baovaon’ny seraseran’ny missionnaires de la paix na MIP, ny alatsinainy 17 mai. «Nandeha nanatitra balahazo iray gony ho

Lire l'article

AHMADIYYA VITA RAMADAN : Nahazo ny anjara fanomezana na ny kristianina aza

  AHMADIYYA VITA RAMADAN : Nahazo ny anjara fanomezana na ny kristianina aza

Kristianina tokoa tsy manda fanomezana! “Savony, vary, sira, paty, lamba firakotra. Ireo no fanampiana azonay tamin’ny Fivavahana Silamo amin’izao vita

Lire l'article

FITSABOANA NENTIM-PAHAZARANA ANKADIKELY ANTANETY ATSIMO : Taolana tapaka efa potika mikarepoka tafaverin’i Dédé mpanotra

  FITSABOANA NENTIM-PAHAZARANA ANKADIKELY ANTANETY ATSIMO : Taolana tapaka efa potika mikarepoka tafaverin’i Dédé mpanotra

Noho ny fanasoavana ny mpiara-belona, tahaka ireo karazana fitsaboana na tambavy nentim-paharazana, fianakaviana iray mpanotra no mijoro vavolombelona amin’ny fanomezan-kasina

Lire l'article

ORINASA ORANGE: Hampiroborobo ny tetikasa famokarana ny angovo azo havaozina

  ORINASA ORANGE: Hampiroborobo ny tetikasa famokarana ny angovo azo havaozina

Maro loatra ny olana ateraky ny fampiasana ireny fitaovana mandeha amin’ny solika fandrehatra ireny indrindra eo amin’ny lafiny ara-tontolo iainana.

Lire l'article
mai 2025
L M M J V S D
 1234
567891011
12131415161718
19202122232425
262728293031