Madatopinfo

 Flash Info

Toutes les actualités

LISEA SABOTSY NAMEHANA: Misitraka ny fotodrafitrasa « biodigesteur » ny sekoly sy ny manodidina

    LISEA SABOTSY NAMEHANA: Misitraka ny fotodrafitrasa « biodigesteur » ny sekoly sy ny manodidina

Isan’ireo olana iray mahatonga ny fahalotoan’ny tontolo iainana ny fisian’ny fako mivangongo sy miparitaka etsy sy eroa sy. Paikady goavana iray hialana amin’izany ny fanodidina ny fako ho lasa angovo

Lire l'article

FIKAMBANANA MPIARA-MAMAKY NY BAIBOLY: Hankalaza ny jobily faha-50 taona amin’ity 2021 ity

    FIKAMBANANA MPIARA-MAMAKY NY BAIBOLY: Hankalaza ny jobily faha-50 taona amin’ity 2021 ity

« Jobily ho anareo izany taona fahadimam-polo taona izany; dia nandroso ny Tenin’Andriamanitra ary nihamaro indrindra ny isan’ny mpianatra tany Jerosalema » Lev 25:11 – Asa 6:7 no teny faneva hoentin’ny Fikambanana

Lire l'article

VOVONANA IFI: « Tsy hivadi-belirano amin’ny Filoha Rajoelina izahay »

    VOVONANA IFI: « Tsy hivadi-belirano amin’ny Filoha Rajoelina izahay »

Nisesisesy tamin’ity herinandro ity ireo karazana fanambarana notanterahan’ireo antoko poilitika, olom-boafidy, fikambanana sy vovonana samy hafa mikasika ny fahitana ny toe-draharaha eto amintsika izao. Ho an’ny Vovonana Isika Fikambanana miara-dia

Lire l'article

ONIVERSITE FJKM RAVELOJAONA: Manana sampam-piofanana 9 azon’ny mpianatra hisafidianana

    ONIVERSITE FJKM RAVELOJAONA: Manana sampam-piofanana 9 azon’ny mpianatra hisafidianana

Maro amin’ny tanora no sahiran-tsaina amin’ny fitadiavana fianarana aorian’ny nahazoana bakalorea. Misy ny hetsika « Salon de l’étudiant – spécial rentrée 2021 » eny amin’ny Lapan’ny tanora sy ny fanatanjahantena Mahamasina mandritra

Lire l'article

MADAJEUNE: Sekoly ambony manodidina ny 40 no mandray anjara etsy Mahamasina

  MADAJEUNE: Sekoly ambony manodidina ny 40 no mandray anjara etsy Mahamasina

Eny amin’ny Lapan’ny tanora sy ny fanatanjahantena indray no hifamotoana ireo sekoly ambony sy ny mpianatra manana bakalorea noho mihoatra

Lire l'article

CAFE THE-MATIQUE: Nahasarika tanora maro ny fifanankalozan-kevitra momba ny « Trading »

  CAFE THE-MATIQUE: Nahasarika tanora maro ny fifanankalozan-kevitra momba ny « Trading »

Hetsika iray ahafahan’ny tanora mifanakalo hevitra amin’ny matihanina ny Café Thé-matique an’ny oniversite tsy miankina ESTIIM’. Miovaova isaky ny Café

Lire l'article

ADY AMIN’NY COVID-19: Hentitra ny fanaraha-maso eny amin’ny Boriborintany fahaefatra

  ADY AMIN’NY COVID-19: Hentitra ny fanaraha-maso eny amin’ny Boriborintany fahaefatra

Tsikaritra tato anatin’ny herinandro nisesisesy izay fa niverina nihamaro indray ny isan’ny olona mitondra ny valan’aretina Covid-19 eto amin’ny Faritra

Lire l'article

FILOHA LEFITRY NY CFM: Manao antso avo amin’ny malagasy rehetra handala ny soatoavina

  FILOHA LEFITRY NY CFM: Manao antso avo amin’ny malagasy rehetra handala ny soatoavina

Manana anjara toerana lehibe eto amin’ny firenena ny Filankevitry ny Fampihavanana Malagasy na ny CFM. Noho izany dia tsy mitsahatra

Lire l'article

ANS AMPEFILOHA: Namoaka mpanabe mpampianatra EPS miisa 156 mianadahy

  ANS AMPEFILOHA: Namoaka mpanabe mpampianatra EPS miisa 156 mianadahy

Mitontongana ny tontolon’ny fanatanjahantena eto Afrika. Raha ho an’i Madagasikara manokana, maro ny mpampianatra taranja EPS (Education Physique et Sportive)

Lire l'article

VONTOM-PITIA ANDIANY FAHA-2: Hotanterahana mandritra ny 7 andro ny hetsika amin’ity taona ity

  VONTOM-PITIA ANDIANY FAHA-2: Hotanterahana mandritra ny 7 andro ny hetsika amin’ity taona ity

Raha vao migadona tahaka izao ny volana febroary dia ao an-tsaina avy hatrany ny fetin’ny mpifankatia izay marihana isaky ny

Lire l'article
avril 2024
L M M J V S D
1234567
891011121314
15161718192021
22232425262728
2930