Madatopinfo

 Flash Info

Toutes les actualités

FAMATSIAN-DRANO ETO ANTANANARIVO: Manana vahaolana maty paika ny Ministeran’ny Rano

    FAMATSIAN-DRANO ETO ANTANANARIVO: Manana vahaolana maty paika ny Ministeran’ny Rano

Miovaova ny toetr’andro, miakatra ny marimpana, miharitra ihany koa ny rano amin’ny tanàna maromaro raha ny eto Analamanga manokana no asian-teny. Tsy nitazam-potsiny manoloana izany ny fitondram-panjakana, nisy ny fidinana

Lire l'article

RAKIKIRA « Ho soa hatrany »: Hiparitaka tsy ho ela eny amin’ny Telma Shop manerana ny Nosy

    RAKIKIRA « Ho soa hatrany »: Hiparitaka tsy ho ela eny amin’ny Telma Shop manerana ny Nosy

Elaela tsy nifankahita mivantana tamin’ny mpankafy azy ny tarika Ambondrona noho ny fisian’ny fihibohana nandritra ny volana maromaro. Manam-baovao lehibe hifampizarana amin’ireo mpakafy ity tarika ity ato ho ato. « Ho

Lire l'article

Midangana tanteraka ny vidim-piainana, tsy voasarona fety aman-danonana intsony

    Midangana tanteraka ny vidim-piainana, tsy voasarona fety aman-danonana intsony

Misoko mangina ny vidim-piainana. Samy mahatsapa ny isan-tokantrano fa vao volana Novambra, efa mihopampana ny vidin’ny vary. Ny sakafo sy ny kojakoja andavanandro efa tsy lazaina intsony. Ny olompirenena anefa

Lire l'article

MIAMI TOAMASINA

    MIAMI TOAMASINA

Manomboka ny fanatanterahana ny tetikasa Miami, izay hanova endrika tanteraka ny morondranomasin’i Toamasina ka hanintona sy hampiroborobo ny fizahantany ary hampiakatra ny toe-karena. Ho vita ihany koa ny Boulevard Ratsimilaho,

Lire l'article

ZICODE NOMCEBO TENY AMIN’NY ANKAMASOA : Nodihizin-dry Mopera Pedro mianakavy ny « dance de Jerusalem »

  ZICODE NOMCEBO TENY AMIN’NY ANKAMASOA : Nodihizin-dry Mopera Pedro mianakavy ny « dance de Jerusalem »

Tsy sanatria « mpisikidy mila voatsiary akory ka ny malemy indray no ampadihizina », araka ny fomba fiteny Malagasy. Dibo-kafaliana tanteraka ireo

Lire l'article

ANALOGH: Hamoraina ny fananana trano fonenana

  ANALOGH: Hamoraina ny fananana trano fonenana

Tontosa ny alakamisy 19 Novambra 2020, nandritra ny lanonam-panokafana ofisialy ny hetsika ara-barotra goava Salon International de l’Habitat eny amin’ny

Lire l'article

M’HETSIKA MVOLA: Hanome lanja ny tanora sy ny fanatanjahantena eto an-drenivohitra

  M’HETSIKA MVOLA: Hanome lanja ny tanora sy ny fanatanjahantena eto an-drenivohitra

Tontosa ny talata 10 Novambra teny amin’ny amin’ny Lapan’ny Tanàna Analakely ny fifanaraham-piaraha-miasa teo amin’ny Fondation Axian sy ny Kaominina

Lire l'article

FIAROVANA NY TONTOLO IAINANA: Napetraka ny tetikasa « Mividy finday 1 = mamboly hazo 1 »

  FIAROVANA NY TONTOLO IAINANA: Napetraka ny tetikasa « Mividy finday 1 = mamboly hazo 1 »

Isan’ireo politikan’ny fanjakana ny haharakotra ala an’i Madagasikara, ho fahatrarana izany vina izany dia misy ny fiaraha-miasa eo amin’ny ministeran’ny

Lire l'article

RSE DHL MG: Tanora malagasy maro no hahazo tombony amin’ny fandaharan’asa miisa 4

  RSE DHL MG: Tanora malagasy maro no hahazo tombony amin’ny fandaharan’asa miisa 4

Olana goavana nolalovan’ny DHL International Madagascar ny tsy fahampian’ny fiaramanidina nandritra izay fihibohana amam-bolana maro izay. Na dia izany aza

Lire l'article

FIANARANA MAIMAIMPOANA : Very fihinana ireo tomponandraikitra zatra nitavana ny volan’ny mpianatra

  FIANARANA MAIMAIMPOANA : Very fihinana ireo tomponandraikitra zatra nitavana ny volan’ny mpianatra

Tapaka sotro fihinanana ! Nony tsy nasaina nandoa vola ny mpianatra amin’ny sekolim-panjakana dia nimenomenona ireo mpiandraikitra efa zatra nikepoka

Lire l'article
avril 2024
L M M J V S D
1234567
891011121314
15161718192021
22232425262728
2930