Nofaranana ara-pomba ofisialy tamin’ny alalan’ny fanolorana mari-pankasitrahana ireo mpifaninana ny andiany voalohany amin’ny Better tomorrow App Challenge 2021. Teny Antsahavola no nanatanterahana ny lanonana ny talata 21 desambra teo, hetsika
Toutes les actualités

Ampinga iray entin’ny tanora miditra eo amin’ny sehatry ny asa mifandraika amin’ny fianarana noratovony ny fananana diplaoma. Tsy latsa-danja amin’ireo sekoly ambony marobe misy eto an-toerana ny mpianatra mivoaka ao

Mbola maro ny olona manana fahasembanana no tsy misitraka ny zony araka ny tokony ho izy eny anivon’ny fiaraha-monina eny, isan’izany ny fanilikiliana, ny lafiny ara-pahasalamana sy ny maro hafa.
“Siansa, fanoitran’ny fampandrosoana lovain-jafy”, io no lohahevitra mandritra ny fanamarihana ny faha-60 taona ny Fakiolte ny siansa eo anivon’ny oniversite

Natomboka tamin’ny fomba ofisialy teny Tsiadana, omaly, ny famolavolana ny drafi-panajariana ny faritra na SRAT izay notanterahana tamin’ny alalan’ny atrikasa

Miteraka resabe, tsaho sy ahiahy ho an’ny mponina ny mety ho voka-dratsy ateraky ny fitaterana an’habakabaka mandeha amin’ny tariby na

Nampahafantarina tamin’ny fomba ofisialy ny tolakandron’ny 2 Desambra teny amin’ny Orange Digital Center Ankorondrano ireo telo voalohany nandresy tamin’ny fifaninanana

Efa nanomboka tamin’ny volana aprily 2018 no naira-niasa ny Orange Money Madagascar sy ny Première Agence de Microfinance Madagascar (PAMF)

« Tanàna iray, ala iray mba ahafahan’ireo tompon-tanàna misitraka sy mikolokolo ny ala», io no fanamby apetraky ny Minisitra Lefitra